Téléphone portable

1. rfanjav ( 10/10/2003 17:45)
Ary ahoana koa ny @ ireny fiantsoana téléphone portable 1000 fmg eny an-dàlana ireny? Nahazo alalana ve ireny, ary mba mahazo tombony ve?
Tsy haiko aloha ny rubrique tokony ametrahana ity adihevitra ity, ato kosa angamba!
novalian'i ackassrak ny 14/01/2016 16:57
2. jeanbob ( 09/11/2003 16:35)
tsy mazava ny tian'ny mpanoaratra ambara e ...

Sa ve izaho no lavitra fahalalana ?
3. ratam ( 09/11/2003 17:02)
MEty misy manao lalana ambanin'ny tany mampiasa ireny hoe sys.conf ireny ao am fournisseur ohatra hoe MADACOM na ORANGE lol


LOLEVAKO KELY ETO ALOHA E !
4. bonetra ( 24/11/2003 09:32)
raha ny hita aloha dia mahazo tombony daholo rehefa " mi- investir eh" fa tsy aiko indray izay fandehany hafa any.
HO AN' I Jeanbob: ilay fanontaniana dia hoe tsy misy kolikoly ve reny manao fiantsona finday eny an- dalana ireny izay 1000fmg/mn ny vola aloha
5. herry ( 06/01/2004 13:20)
Mahazo tombony betsaka ry zareo ireny satria 600 Fmg par minute no azony ( taloha ).
6. ikaretsaka ( 13/01/2004 18:36)
ary raha internationale no antsoina?
7. ikaretsaka ( 13/01/2004 18:38)
ary raha internationale no antsoina?
8. kitjo ( 13/03/2004 13:13)
misy mahita fika ao k, fa efa bdb no tratra fa any @ serveur mitsy no angalan zareo azy hono, d ny international(tsy haiko ny local an), matetika refa ora fivohan' MADACOM iany fa manjary tratra "hono"
9. jhouhlambout ( 21/04/2004 20:33)
f'angaha tsy miasa amin'ny tenany ry zareo?
10. ackassrak ( 14/01/2016 16:57)
Ahoana doly!
ty misy torohevitra atoroko anareo iadivana @reny pangarom-paosy reny sy ireo panao sito-mahery eny an-dalan reny!application afaka manao ny retracement an'ny telefonanao izy ty,Leomaster ny anarany,téléchargeo ao @ ito de andramo fa tena ilaina mitsy izy ty @zao: https://play.google.com/store/apps/details?id=com.leo.appmaster&hl=fr
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1709