afaka revena milay ve?

1. xxx ( 07/10/2003 12:19)
misy madama zay any zany, $ alo de ananany e, ny euro tsy lazaina intsony, fa izao izy de ratsy sady tapa-barika no matavy be, mety fantatrao izy, sahy ary ve nareo raha eo @ toerako?
novalian'i lema ny 08/01/2004 15:36
2. mahaizamifidy ( 08/10/2003 08:20)
Ataovy aloha ny kaonty tsotsotra ry zama vao mirevy e!,ohatra raha reven là milay izy a!,inona ny vokad-ratsiny dia inona ny tsara mety ho azo sns..e!,avy eo ialahy misitaka kely any @sisiny any mihitsy aloha ohatra mba maka soufle kely miaraka @euro sy ny tariny,raha afaka reven là milay izy a!,rehefa tsy sahy moa ialahy dia tantara mivalona ny @iny.
3. rfanjav ( 11/10/2003 10:54)
Izaho aloha tsy ho eo @ toeranao e,
Fa izao fotsiny : vava-kisoa misy sira hono, ka asakasakao hihinana azy ihany!
sa tsy moa ilay fomba fiteny, ha ha ha
4. xxx ( 05/11/2003 09:12)
Ianao ihany no tena mahalala ny valiny.
5. fijo ( 06/11/2003 09:44)
asio sarin'i § dia lasa io.izany hoe aza jerena izay momba azy fa ilay § atao an-tsaina.
6. pisobe ( 06/11/2003 11:26)
Salut!
Tsy hitako zay mampihahotra anao à izany. Soa ihany za fa tsy lehilahy. Misaina kely fotsiny ianao dia zay.
A+
7. fijo ( 06/11/2003 19:55)
reveo ry namana a.mety io.
8. xxx ( 10/11/2003 16:29)

Zay mihintsiny no mahavoa ny sasany, matimatim-bola lôtra de tsy mifidy ze iarahana sy ze lavaka hidirana. Efa tena mivoana mihintsiny le fisainana kah, aiza kou na ny kisoa avy aza mou @ izao no asian'ny sasany!!! Beurk....!!!
9. pisobe ( 10/11/2003 16:40)
Salut!
Ko tsy mahita asina ary izy ry X, ko aiza moa no tsy hanisy kisoa!
Mba meteza moa isika vehivavy @ toeran'ny lehilahy e, mafy ihany anie ny mahazo azy reo e.
10. tia_ery ( 10/11/2003 12:24)
Tairo aty fa zà mazoto. Omeo fotsiny ny renseignements rehetra dia tena ataoko milay. Pas la peine hoe ilay dollars sy euros fa ampireveko fotsiny izy. Raha tiany ve ny hitohizany tsy ho hita eo ihany !!!!!
11. fijo ( 12/11/2003 20:47)
misaotra ra piso mba miezaka ny micomprendre anay a.mafy anie indraindray e.voalavo taitra,lavaka ihany.ah,ah,ah.
12. jo1211 ( 12/11/2003 11:10)
Tandremo àry ny Sida ry zama.
13. fijo ( 13/11/2003 20:13)
ka manao raglan ka.
14. isrine ( 14/11/2003 15:18)
Ao antrano ve de hanisy raglan ry Fijo, sa taiza nareo zany? hihihi
15. fijo ( 15/11/2003 15:30)
manao foana ka.
16. oupsyyy ( 17/11/2003 14:42)
Ary tokony hanao fona na de tsy avy aza ny orana na sty lonaka any tany hihihiii
17. fijo ( 18/11/2003 20:26)
marina izany.aleo mizatra toa izay tampoany.
18. xxx ( 22/11/2003 14:50)
Ianao manaratsy vevavy io v mba tsara sa d b vava eto fotsiny?
Inn moa fa d hita misoritra eto mihitsy ny toetranareo lehilahy, maninn kay raha tsy manao toa io e?
Ny vola v sa ny hatsarana no hitondranareo aiza e?
Aza manaratsy oln na manao tsinontsinona azy mba tsy hotody anao any aoriana zany! Raha tsy we angaha efa sendra!
19. oupsyyy ( 24/11/2003 10:08)
Zay ndray lé susceptibilté légendaire ato amin ty forum ty. Manin kou mou no manafina ny solon'anaranao e???? Nisy nanaratsy vevavy ndray kou nga teo zao.
20. fijo ( 25/11/2003 20:42)
ireny raoupsy ilay efa mahita ratsy foana a.taiza no nisy nanaratsy vehivavy teto,fa izy mihintsy no efa blema be,dia ratsy foana no hitany.ny anarany aza tsy sahiny aseho.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7866