manin kay ny sasany no.....

1. xxx ( 07/10/2003 11:08)
in no mahatonga ny vehivavy sasany mampirafy e, misy tsirony anga io zavatra io sa???
novalian'i fijo ny 13/01/2004 10:09
2. lion ( 08/10/2003 10:13)
Hitany fa misy zavatra tsy ampy,izay?
3. rfanjav ( 13/10/2003 12:50)
resaka vola no ankamaroany,
dia ny lehilahy koa mahay mandangolango e, manararaotra ny fahalemen'ny vehivavy dia manao izao "promesse" rehetra izao, nefa rehefa tena fixe mitovy ihany
4. fijo ( 14/10/2003 08:04)
tsoriko aminao fa na ny mihinan-kanina aza tsy matsiro noho io.mbola tsy sendra ny mahay azy ianao ka manontany hoe misy tsirony ve.
5. rfanjav ( 14/10/2003 16:53)
Dia rehefa matsiro dia ahoana, ho zarazaraina @ hafa izany, sa handeha hangala-pihinana any @ hafa?!
6. fijo ( 17/10/2003 19:38)
Ka ratsy anie ny tia tena e.rehefa mahita tsiron javatra dia tokony hizara fa tsy hitana izany ho an'ny tena irery.
7. xxx ( 18/10/2003 14:47)
misy marina ny toa izao lazainareo toa izao, fa mety misy kosa tena tsy nahy, tsy safidy, kanefa nirona nankany nankany ... mety antony ara-tsosialy, ara-pahasalamana, ara-pitiavana, mety lahatra/anjara mihitsy aza ny an'ny sasany !!! asa aloha e !
8. rfanjav ( 18/10/2003 19:36)
raha mbola sipa fotsiny indray mety azo ekena ihany hoe afaka mizara ho an'ny hafa,
fa raha efa vady kosa, ny dikan'ny hoe mariazy dia fanekena ny vadiny irery ihany, ary tsy tokony hijery olon-kafa intsony!
théorie io aloha ho an'ny olona sasany fa raha tena tia tsy mahavita mizara @ olon-kafa izany intsony e
9. pisobe ( 04/11/2003 13:55)
Salut!
Fa amin'ny vehivavy manambady ve no ipetrahan'ny fanontaniana sa @ vehivavy rehetra? Fa na manambady aza anie, raha "sanatria" ka sendra lehilahy 1 nanaitra ary tsy afaka antsaina nefa hita matetika, inoako fa tsara raha miaraka aminy na in-1 fotsiny aza, afaka mikofesy @ vadiny izy avy eo. Io arakaraka ihany. Mba toy izany koa anie ny ataon'ny lehilahy e, fa ny lehilahy moa tsy olana na mampirafy fa ny vehivavy tena ratsy be raha mampirafy zany.
Marina fa mandika lalana raha mampirafy nefa ny lalana koa anie natao hodikaina fa raha tsy izany tsy mipetraka ho lalana e.
Ny miaraka @ lehilahy 1 juste une fois, fa tsy mitetika ny handrava ny mariazy, inoako fa tsy dia olana, satria tsy misy lafatra akory!
Ho ahy ilay izy sty dia hoe misy tsirony fa ilay lehilahy no mety manaitra sy matsiro!
Mba ilaina koa ny changement de variable indray2 e!
Bye
10. fijo ( 05/11/2003 09:05)
marina ny an'i pisobe.rehefa tena tsy tanty fa tena manadala saina,ary mamparary andoha ny mieritreritra ilay olona,dia aleo liberena ny fisainana,ka na dia manao kely aminy aza tsy maninona.dia tsy miheritreritra azy intsony avy eo.
11. oupsyyy ( 06/11/2003 17:39)
Ary ty pisobe ty tena mahay rah mitsy an.
12. xxx ( 06/11/2003 09:39)
za koa akia dia gaga sy zendana oe maty ve ra tsy mampirafy e!! na tsy mampirafy aza fa tia miaraka amin'ny vadin'olona, efa hita zao le olona fa manambady dia mbola sahy idirana ihany natena manao fanahiniana mitsy oe aleo vadin'ol toy zay le mbola tsy manana reny no idirana, mahagaga fa ny vehivavy ihany no fahavalon'ny vehivavy? fa maninona ary !!!!!
13. tsimisitoazy ( 06/11/2003 13:47)
zaaloha dia tsy manaiky izany miaraka @vadin'olona izany e! ny ana indray ny blemko dia izy any zaaty lavitra anazy za anefa tia anazy fa mba manao aventure fotsiny za miantso anazy foana isan'andre miera @rabofy dia rendez isaky ny 20h au telefone fa ratsy izany irery aty izany izy tsy mete mankaty fa tsy zakany ny fiainana aty
14. fijo ( 06/11/2003 18:55)
rehefa tsy zakany ny fiainana any dia ario izy.fa angaha koa izy aty matory fotsiny fa tsy mba manao.rehefa lavitra ny akama dia mitadiava hafa,fa tsy manao mody hendry eo,nefa ny iray manary ny azy.
15. pisobe ( 07/11/2003 15:00)
Salit!
Zany hoe misara-toerana zany alou dia arakarak'itsika vehivavy ihany e. Raha toa ka mpivady dia aleo manaraka ny lehilahy @ izay misy azy.
16. rinakely1 ( 10/11/2003 20:24)
vahivavy tsy misaina matoa mampirafy
17. fijo ( 11/11/2003 20:12)
koa raha ela loatra kosa ve i lery no tsy hita,dia tsy maintsy hiafy eo ny sipa,fa aleo izy mba hanao.
18. pisobe ( 11/11/2003 18:44)
Salut!
Marina zany e, olombelona ny tena. Tsy de fidiny anie ry Rinakely zany vehivavy mampirafy zany e. Fa tena efa SOS matoa miditra @ zany!
19. oupsyyy ( 11/11/2003 15:13)
Fa aza atao tratrsko fotsiny fa tonga de................
20. fijo ( 11/11/2003 19:59)
fa angaha kosa moa hanao izany izy dia hiteny ery an-dalam-be hoe nampirafy aho ry reto a!mba atao mipiripirina io,fa tsy ahahaka.ilaina anie io e.fa mba atao miafinafina.toa ilay mangalam-pinana ihany,tsara be rehefa tsy tratra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5226