Hihira sa hanao tsianjery?

1. mahaizamifidy ( 26/09/2003 19:54)
Ho anareo mivikanny BB sy HH ity ka sokafy tsara ary ny MasoBEnareo,Hihira sa hanao tsianjery sa sady tsy hihira no tsy hanao tsianjery?,ko tsy aleo manao ohatranay! izahay an! sady tsy BB no tsy HH fa mpanala azy fotsiny,tohizo ange de hitanareo e!,afaka telopolo taona nareo vao saina tonga hoa! hoe:ay misy zavatra milay ihany eto amty tany fandalovana fa izaho dia variana t@ adin-dry BB sy HH fotsiny,mba hovahovaina ny zavatra iainana fa sao taraiky amzany eo,izahay aloha efa teo e!,fa tsy naharitra,ohatrinny hoe ao 67ha ohatra: 50taonizy no nipetraka tao an!,tsy misy zavatra fantany afa tsy ny tantaranny67ha izay no mibahana nefa manan-tantara koa anie ANJANAHARY E! sao taraiky eo.
2. xxx ( 23/11/2003 16:54)
Tsy mazava amiko mihitsy ny tena tianao hambara. hazavao aloha
3. xxx ( 23/11/2003 16:57)
Tsy mazava amiko mihitsy ny tena tianao hambara. hazavao aloha
4. xxx ( 23/11/2003 16:57)
Tsy mazava amiko mihitsy ny tena tianao hambara. hazavao aloha
5. xxx ( 23/11/2003 17:00)
Tsy mazava amiko mihitsy ny tena tianao hambara. hazavao aloha
6. rinakely1 ( 29/11/2003 13:27)
Mba té hamaly ity resaka ity aho fa tena tsy hazoko mitsy ny tinao ambara!
7. mahaizamifidy ( 03/12/2003 20:02)
Teny mba hatsipy fotsiny io ry rinakely a!,nefa tsy aiko ny manazava azy bebe kokoa ankoatran io,azafady indindra e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.59