Matérialiste koa ve ry lerony?

1. mahaizamifidy ( 26/09/2003 19:06)
Misy közy hoe:rehefa kitro no jerenny sipa voalohany an!,sipa Matérialiste izy izay,fa ny köfanville sasany koa ange ry zalahy amzao efa mianatra anzany e!,lasa Matérialiste koa ve ry lerony sa ahoana e!?.
novalian'i fijo ny 17/12/2003 10:48
2. xxx ( 29/09/2003 11:55)
Taraiky eo elà raha aty amiko no miaina amin'izany. Za efa zatra kol lesy e. Ary hitako fa tena tsara ny kol. Rehefa tena milay ela hitan'ny ol eny fôna e ! Jugement à l'apparence zany lesy zéro zany aminay a ! Ohatra hoe ny katan'elà milay be miaraka amin'ny itsaka sy ny rehetra nefa elà zero de inn???
Zay fa aza zatra resaka hoe materialista zany
3. mahaizamifidy ( 29/09/2003 14:15)
Marin izany namana a!,izay koa ange rylety no tsy iaingaingaina na miaraka @itsaka milay ialahy na tsia e!,io közyn là io no tena matotra,"rehefa milay ela hitanny ol foöna e!".marinio.
4. xxx ( 04/11/2003 11:05)

Raha sahala amiko aloha tsy hitako izay ilaina vola rehefa tsy hanaovana izay mahafinaritra e!,raha resaka ankanjo sy kiraro izany tsy misy dikany izany,tsy @izany mihitsy no ahitana fa cool ianao,raha mirevy air aho ohatra satria maivamaivana ny air dia ahoana?,raha hividy aho ve dia tsy cool?.fa ilay saina mihitsy no efa tsss,te ho ambony daholo dia tsy mety intsony.
5. oupsyyy ( 12/11/2003 15:16)
Ny bandy lety tsy mba materialiste ny fiantso anazy fa mba et impressionner bajo fotsiny a, fa ny tsy de tena tsy laitrako zany de le mahita kofy tsy any akory nefa zany be tsindry de tsy milay e
6. rinakely1 ( 16/12/2003 11:01)
matérialiste @ resaka bika sy hatsarana nareo e!
7. fijo ( 17/12/2003 10:48)
hazavao io rinakely,fa tsy mazava a.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.3353