coup de foudre ! télépathie !

1. xxx ( 23/09/2003 11:47)
Mba mino ve ianao fa misy izany hoe coup de foudre sy télépathie izany ?
novalian'i lema ny 31/12/2003 10:42
2. nata ( 29/09/2003 18:16)
Ra za alo d araka²ny ol io!! ra vao mifanena izy ka ra eo samy misy fitiavana!!oh ny coup de foudre Nothing Heal!iny re!

ra ny @télépathie indray alo d tsy haiko loatra ny@zany!!
3. mahaizamifidy ( 03/10/2003 18:46)
Raha ny coup de foudre aloha mba efa tratra aho(mino fa misy izany),ny télépathie indray tsara raha ianao mhitsy no manao fanandramana kely,fa izaho mbola tsia.
4. mahaizamifidy ( 03/10/2003 18:49)
Raha ny coup de foudre aloha mba efa tratra aho(mino fa misy izany),ny télépathie indray tsara raha ianao mhitsy no manao fanandramana kely,fa izaho mbola tsia.
5. nananie ( 03/10/2003 08:30)
Mino mintsy aho fa misy ny coup de foudre.Ary efa in-droa mihintsy aho no voa.Ohatran'y hoe voasarika be amin'ilay olona raha vao nahita azy tamin'ny voalohany, nefa tsy mahafantatra na inona na inona momba azy akory ianao.Ny zavatra tsapako aloha dia tsy maharitra izy io raha toa ka tsy mifanerasera amin'ilay olona ianao.
Ny télépathie indray, mbola tsy nanadrana aho.Fa maro ireo olona milaza fa misy izany!
6. xxx ( 03/10/2003 16:53)
za aloha re ol defa tratra'ity télépathie ity! ol efa ho 15 taona tsy nihaona de tratran'ny télépathie de nifampitady de nifanoratra no niafarany.mino za zany fa misy izy io!
7. xxx ( 04/10/2003 18:05)
asa raha télépathie izany fa eo amin'ny olona mifankatia ary tena mifanakaiky fo dia misy fitovian-kevitra na dia mifanalavitr aza ! araka ny fieverako azy dia noho ireo olona ireo en phase tanteraka, mitovy fréquence ka mifandray hevitra !
8. xxx ( 08/10/2003 08:45)
Izaho koa aloha re olona mino fa misy canalsat mihitsy any ambony any,dia nifampitady de nitovy ny fréquence dia lasa nifandray ny hevitra de nifanoratra no niafarany
9. xxx ( 08/10/2003 11:21)
ka angaha nifanoratra fotsiny? tena lasa nifankahalala tsy nisy ohatr'izany, avy eo niraiki-pitia, ary niafara tamin'ny fiarahana tanteraka !!! mahery lay nanao ny canalsat an!
10. xxx ( 10/10/2003 18:38)
Ary raha tena lasa nifankahalala tsy nisy ohatr izany,avy eo niraiki-pitia t@ ratsy dia mbola mahery ihany ilay nanao ny canalsat an!.

Indroa @ ity aho izao no nanoratra Fa nisy inona kay no nofafana
11. xxx ( 10/10/2003 19:16)
Ohatra ny misy tokoa ny coup de foudre, fa saingy tsy maharitra tokoa izy io, satria fitiavana niforona tamin'ny endrika sy bika fotsiny fa tsy nahafantarana toetra, ka rehefa mifankahalala tsara dia miova hevitra
Ny télépathie indray, raha ny fahitako azy, ho an'ny olona efa mifankahalala tsara izy io, olona efa miaraka ohatra, na mpivady , na mpianaka, na mpiray tampo; dia samy mandefa fisainana ny andaniny sy ankilany dia mifanena ny eritreritra dia izay.
12. xxx ( 12/10/2003 19:22)
tsy mino aho hoe misy ny coup de foudre raha tsy hoe tena nolahatsahin'ny varatra mihintsy angamba c vrai qu' on voit quelqu'un et on est amoureux tu lui plait c tout mais cella ne veut pas dire que c le coup de foudre
raha ny telepathie indary dia tsy mino aho hoe mmisy olona roa miaraka mieritreritra zavatra mitovy
peut etre oui mais c par hasard et c pas souvant
et je ne cros pas a tout ça
bonne chance
13. xxx ( 12/10/2003 18:48)
donc,nenao izany sanjila ihany.
14. xxx ( 13/10/2003 12:34)
rehefa tsy coup de foudre izany dia aleo atao hoe lahatra sy anjara,
15. xxx ( 13/10/2003 12:48)
fa angaha tsy manan-tsafidy?,mapalehelo indray izany.
16. xxx ( 13/10/2003 16:32)
coup de foudre? misy io fa ny firefotrany no tsy mitovy. Ny télépathie indray tsy haiko, fa angamba varatra tokony hipoaka na hoe efa hipoaka mihitsy e!
17. xxx ( 14/10/2003 16:45)
aza mba voany ihany ho'aho e!
18. xxx ( 14/10/2003 10:04)
Izany no atao hoe:lahatra sy anjara.
19. xxx ( 15/10/2003 11:54)
dia ahoana izany raha lahatra? dia ahoana raha anjara?

raha manoloana olona iray (vavy na lahy) ianao ka nahatonga fahasambaran'ny fo sy saina ny mandre azy sy mahita azy, "toy ny nilatsahan'ny varatra " dia raikipitia tampoka avy eo...

izay rehetra ataonao miaraka aminy ahitana fifanandrifian-javatra tsy misy ohatr'izany: zay any an-tsain'ny iray ataon'ny iray na dia tsy mifampiteny akory aza ianareo,

lahatra izay sa anjara !
20. rfanjav ( 15/10/2003 16:17)
lahatra sy anjara satria mety efa iny olona nifanena taminao iny no voalahatr'ilay any ambony ho anao,
mety iny olona iray iny no sila-panahinao e!
ny @ coup de foudre no tiako hotenenina
fa ny télépathie indray vokatry ny fifankazoan-tsaina misy eo aminareo no mahatonga an'izany fa tsy inona akory!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3122