Misy fiantraikany @ fahasalamana ve ny tsy fanaovana relation sexuelle??

1. xxx ( 10/09/2003 14:25)
Ohatra izao ireny mopera ireny, na bandy efa 25 taona mbola puceau foana..?? sns
na ny sipa koa aza????
novalian'i fijo ny 04/12/2003 09:12
2. xxx ( 11/09/2003 13:30)
Tsy misy fiantraikany amin'ny fahasalamana hono ny lehilahy tsy manao firaisana mihitsy. Marina io satria tsy mitohana izany fa tahaka ny zavatra rehetra dia very ho azy rehefa tsy ilain'ny vatana.
Ny vehivavy no somary misy olana kely. Olana azo dépasser-na ihany anefa izany.
3. xxx ( 21/10/2003 18:23)
Efa ela ihany koa no mba nahenoko izany,izaho aloha lehilahy nefa toa mbola tsy hitako izay tena fahamarinany. Ny tsapako aloha hatramin'izao dia hoe nentina hambakana ny vehivavy tsy mety hanao firaisana izy io, ka nampalazaina mba hampanaiky mora foana ny vehivavy rehefa manana olon-tiana.
4. fijo ( 29/10/2003 09:22)
dia miandrasa eo ary e!tsy maninona fa tehirizo tsara ao ny anareo.
5. pisobe ( 10/11/2003 09:55)
Salut!
Tsy misy fiantraikany @ fahasalamana fa fitaovana azo ampiasaina toy ny rehetra e, ka mila hetsiketsehina fa sao de harafesina.
6. fijo ( 11/11/2003 09:35)
marina izany.aleo ampiasaina fa simba eo.sady atao haigo tsilipo fotsiny ve.
7. isrine ( 14/11/2003 15:25)
Hita kou! asa ny andry zareo no tsy fantatro?
8. xxx ( 22/11/2003 15:07)
Tsy misy fiantraikany na d kely aza, ary raha mbola tsy nanao izany d vo maika tsara. Ny efa tafiditra @ zany no mahita olana foana ka anjaranao sisa ny safidy fa ny tena tsara d ny tsy miditra aloha.Ny any mety olana fotsiny angambany d raha somary elaela enao vo manao izany d mety harary b satria midy b ny col, fa tsy koi zany e!
Tazomy ny "virginité"nao fa zzava-dehibe izany!
9. fijo ( 25/11/2003 20:48)
aleo aloha mizatra dien'ny mbola tsy manam-bady ka.amin'izay mba mahay zavatra vao manam-batsy fa tsy ao vao mianatra.
10. rinakely1 ( 29/11/2003 10:35)
d refa tonga ao @ fanambadiana indray izy ry Fijo no mianatra an! Inn fotsiny ary no ilaina vady raha tsy hifampizara zé mba hainy e!
11. jm ( 03/12/2003 12:38)
mafy anie zany tsy manao firaisana zany é,io anie zavatra naturel é,ka raha mbolla azo atao dia aleo tsy sakana fa amin'ny maha filana azy dia tokony ho atao,ny fiantraikanay amin'ny fahasalamana ngamvba dia ataoko fa tsy misy.Ilay hoe ao amin'ny fanambadina no hampiarina ny fahaizana,ao indrindra io no tena ilaina,tsy hoe manakina ny hevitr'i ronakely1 à fa important koa anie io ao anatin'ny firaisan'olombelona raha hiara hiaina izy é
12. jm ( 03/12/2003 12:39)
mafy anie zany tsy manao firaisana zany é,io anie zavatra naturel é,ka raha mbolla azo atao dia aleo tsy sakana fa amin'ny maha filana azy dia tokony ho atao,ny fiantraikanay amin'ny fahasalamana ngamvba dia ataoko fa tsy misy.Ilay hoe ao amin'ny fanambadina no hampiarina ny fahaizana,ao indrindra io no tena ilaina,tsy hoe manakina ny hevitr'i ronakely1 à fa important koa anie io ao anatin'ny firaisan'olombelona raha hiara hiaina izy é
13. isrine ( 03/12/2003 16:35)
Zay mitsy ho' a ry zareo a!
14. fijo ( 04/12/2003 09:12)
rinakely a,herintaona mahery anie no ilaina vao mihazatra ny sipa mbola tsy nanao mihintsy e,dia mandritra an'izay izany dia hiteny foana hoe ataovy an'izo ho aho.an,an manahirana izany ka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2658