Forum Vaovao

1. hery ( 04/09/2003 10:10)
Nosokafana ny dinika vaovao momba ny fahalamana ranofotsiny. Eto amin'ity dinika ity no ametrahanao ny fanontaniana sy ny fanadihadiana ary ny torohevitra isankarazany momba ny fahasalamana. Raha misy dokotera ato amin'ny namana dia irariana mba handray anjara ato.
Jereo eto ambany ary ny rohy
http://forum.serasera.org/index.php?rub=viewtopic&topid=t3f5729c65d76f
2. jahary ( 05/09/2003 11:01)
Salama daholo e!

Ahoana no afahana manala ireny toa nofo menamena malemilemy maniry @ hoditra ireny?
3. xxx ( 08/09/2003 10:30)
aiza ho aiza izany ry jahary?
4. jahary ( 24/09/2003 16:30)
Mety ahitana azy daholo na soroka na sandry na fe ...
5. kakalahy ( 30/10/2003 16:51)
Inona no tena fanafody kankana mahomby na ho an'ny lehibe na ho an'ny ankizy fa tena manahirana mihitsy ny amin'io @izao fotoana ??
6. xxx ( 29/11/2003 13:57)
sasao ny tanana alohan'ny kaly e!
7. titie ( 12/07/2004 14:08)
slt daoly,
Mba ilako valiny tena serieux ity fa aza atao vazivazy ry zareo a!
nanambady efa ho 1 an et démi zah, ary teo @ 6 mois teo zay no nanapahanay hevitra ny hiteraka amin'izay nefa hatramin'izao de tsy misy mitsaika fôna. Efa nanantona Gynéco izahay fa toa atan'ireny clinic ireny fitadiavam-bola fotsiny @ alàlan'ny consultation répétitive nefa tsy hitanay zay tena marina.
Efa niova Gynéco hafa indray izahay fa tsotra ny navaliny : tsy misy problèmes eo aminareo 2 rehafa natao ny analyse sy test rehetra fa manana faharetana fotsiny hono.
Tsotra ny zavatra angatahiko aminareo namana :
1- ilaina ve ny tokony hisolonay mpitsabo hafa ?
2- aiza ho aiza n'Antananarivo no misy izany mpitsabo izany ?
Misaotra mialoha
8. ikaretsaka ( 12/07/2004 18:43)
sao kosa avy any aminareo ilay hoe amin'ny andro tsy mampitsika ianareo no .....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.268