fitiavana t@ internet!

1. xxx ( 04/09/2003 18:32)
Mitombona v zany hoe t@ internet, tao @chat no nanombohana fitiavana?sy nahita ilay olona irina hitantana ny tokan-trano?
novalian'i favy ny 09/12/2003 17:58
2. xxx ( 04/09/2003 09:35)
mety hitombona izany satria izaho efa voa . Tsy mitombona anefa ilay izy raha tsy mifankahita izy roa
3. xxx ( 04/09/2003 11:33)
Zaho aloha afaka milaza hoe mitombona satria ny tenako izao no tratrany ...
4. xxx ( 04/09/2003 12:23)
mety mitombona izany satria ny tenako izao no efa tratrany
mais une conseil ataovy tsara ao an tsaina fa amin\'ny internet on peux dire beaucoup de chose na dia tsy marina aza
il y a quelque mois nitia
tamin\'ny internet aho dia izy koa nilaza fa tia ahy izany hoe mifandefa sary izahay ,nifanoratra ,miresaka ,mivantana mihintsy aza rehefa foana tsy fianarana na mifampiantso
mais aujourd\'hui je ne pense pas que c possible car 1er diso fanantenana aho tsy ilay olona hitako tamin\'ny sary no hitako rehefa nifankahita izahay mais bon j\'arrete la car je ne vais pas vous decourragez avec ca mais garde les pieds sur terre quand même
et n\'oublie pas que toute verité n\'est pas bonne a dire
5. lavitraakama ( 10/09/2003 13:43)
ny fitiavana dia volena,ary tsy misy mahafantatra ny ampitso fa matetika aza ny olona faran'izay tsy tianao an-davan'andro io no lasa vadinao ary tena maha-sarom-piaro anao sy mankarary anao.Nefa koa roa daholo ny lafin-javatra eto an-tany dia ny tsara ;na ny ratsy :noho izany sarotra ny manombatombana fa aleo ny tantara no hahitana azy
6. kaliba ( 10/09/2003 13:49)
Tsy hitako izay tsy hampitobina an'ilay izy, ny internet no fiantombohan'ny contacts fa avy eo tsy maintsy mifankahita ihany raha mitovy tadin-dokanga
7. xxx ( 13/09/2003 17:34)
ary tena mahagaga indraindray fa raha sendra nitovy tokoa lay tadin-dokanga d mahatonga ilay fitiavana hihamafy hatrany, ianao indray no ho tonga @ teny malagasy hoe faly sahirana ... indrindra rehefa tsy maintsy hisaraka vetivety iny indray ... latsaka hatramin'ny ranomaso ...

8. stephanr ( 16/09/2003 09:46)
Cet amour peut-etre possible si on le cultive bien et si on l'arrose avec de la bonne volonté, l'honneteté, la confiance. Alors, bonne chance
9. rjmahel ( 29/09/2003 10:57)
Di solito, l'amore è il frutto del contatto, del scambio che sia scambio dello sguardo ( cenno esterno )sia scambio del cuore ( cenno interno) atraverso delle picolle cose. L'internet può essere un modo per contattarsi. Quindi,, è l'inizio di tutto, soprattutto se si spinge sino al fondo.Ciao.
10. xxx ( 03/10/2003 17:11)
za aloha dia mino be fa misy fitiavana miseho avy eto amin'ity internet ity !izaho zao de tratrany tokoa!
11. xxx ( 07/10/2003 12:10)
io zany de zao e
za alo zao de ao anatiny tsara mihitsy, rehefa tsotra ranga de mahafinaritra le izy a, teena vao maika aza misy maminy tokoa le izy fa izao fotsiny tsarovy fa tsy enao rery no noresahiny tao anaty internet fa maromaro ihany fa ny fifampitokisana no mitondra io
12. mahaizamifidy ( 08/10/2003 08:32)
my ha mandroso my ha mandroso ihany ange isika izany e!,ny internet avy moa no efa mampiseho fitiavana sy maminy.
13. rfanjav ( 11/10/2003 10:51)
Nahoana moa no tsy hitombina, rehefa tafaray ve ny tia sy ny manina?! fa tsy azo ifanerena kosa
14. xxx ( 24/10/2003 11:44)
mety mitombona tokoa an! fa efa mba tratra ihany ny tena tsinona, fa izay tohiny foana no tsy maintsy atao izay hahatsara ny tantara, mifankahita sy miresaka ary mifampitantara, miaina ilay tena fitiavana tena izy fa tsy ho virtuel foana eo amin'ny internet!
15. rfanjav ( 24/10/2003 16:56)
tandremo ary tsy sendra an'ireny vehivavy lazain'ny sasany ato hoe mpanala azy fotsiny ireny!
izay vao hoe mamitaka indray ny internet!
16. xxx ( 25/10/2003 11:36)
rfanjav a! tsy toa izany daholo kosa ny vehivavy e!
marina fa misy ireny na izany aza...

fa ny ahy aloha dia niala tamina vazivazy no niandohany, fa rehefa tena nifankahita sy nifampitantara fiainana dia tena hita misy ilay fitiavana ka!
17. xxx ( 27/10/2003 09:49)
Misy ny nifankatia tany @ boîte de nuit, ny sasany teny andalana de raikitra ho azy teny na koa teny @ spectacle ka tsy hitako mihintsy ze olana raha toa ka mba t@ internet no nifankahalalana de lasa nifankatia avy teo. Tsy voafetra mihintsy io fa ny tena tsara de hoe nifankatia tkou ny olona 2

M.

18. rfanjav ( 27/10/2003 12:16)
Fihaonana toy ny fifankahitana voalohany fotsiny ny tao @ chat na internet, fa anjaranao no manamafy azy rehefa avy eo raha hitanao fa ilaina izany!
19. mity ( 28/10/2003 18:20)
Aza de alefa lavitra loatra kanefa ny saina rehefa mitchat na mifanoratra @ mail ka mbola tsy mifankahita akory fa le decept° rehefa avy eo no tsy tanty rehefa mihaona :-)

M.
20. clara ( 03/11/2003 17:00)
Izaho aloha tsy mino hoe afaka mifankatia @ alalan'ny internet ny olona roa. Raha tena fitiavana marina no tadiavinao dia aleo ihany ilay nahazatra hatr@ izay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1786