Tsy mahatosika firy e!

1. xxx ( 28/08/2003 11:13)
Ny tena blem d lazain'ny sipa fa tsy mahatosika hono aho! ôtran'ny vetivety d tonga le izy e! indraindray aza tsy mety mihenjana ileiry! tsy haiko fa tena mila fanampiana ny bandy e!Inona no tokony hatao raha te mba ho elaela e! iny tsinona no tena mba ilain'ny sipa sa aôna?!
Mila valiny matotra sy mahomby!!!
novalian'i fijo ny 06/01/2004 11:12
2. xxx ( 02/09/2003 12:37)
Ilay hoe vetivety dia tonga, aza mi-concentre be ao e, na aleo tsoahina mihitsy aloha raha tady ho tsy tana, ary amin'izay mba taitairo ny sipa amin'ny kitikitika sy safosafo !
Asio prélude lavalava koa mba ho efa akaikikaiky ny an'ny sipa vao ampidirina !
3. xxx ( 26/09/2003 11:35)
Tereo ry bainina alouan'ny hiaingana a, de aza manao vizaka be refa hitaingina ok...!
4. mahaizamifidy ( 26/09/2003 16:24)
Közy vrai ity an! fa misy takalony,ka anjaran ialahy no misafidy,na ho vetivety dia tonga ny an ialahy dia tsy mahazo fafiny ny Jöba,na ialahy hapitovy ny Jö an ialahy @Gana na Gisa de ialahy indray no tö ho reraka.
5. koty ( 03/10/2003 19:51)
zao letsy papa atao an,mahereza mihinana atoty manta sy sakamalao ,raha hikepoka ingahy ny hariva dia mihinana atody ny maraina asio vitamine c sy calcium forte de beeks kely fa ho afapo ianao. ataovy mamay izay tratranao
6. tovosoa ( 11/10/2003 08:43)
hevitra :tsy manao mandritra ny heritaona ialahy dia matanjaka be avy eo ok!
7. manantsoa ( 11/10/2003 15:20)
mampalahelo iahaly raha tena marina izany ary aza maniry loza kosa raha toa ka ny mifanoitra à izany

Manaova fihetsika mitaiza ny vatana sy manatanja - tsaina :
- sport
- sakafo maivamaivana hatrany
- tsy mikasika zavatra manaitaitra; alcool, café, ...
- tsy mijery boky na film porno.
8. fijo ( 14/10/2003 08:12)
problema be io nefa dia azo tsaboina tsara.manatona dokotera.
9. xxx ( 05/11/2003 15:07)
Ny an ela kosa ry tovosoa tsy poince e.
Laingany lety e, manaova sport tsara ela fa ny tena tsara alou ra tena bleme be ho an ela le impussance de manatona lety urologue an f aza mandende an am alakamisy an joma lety a fa bilao fotsiny reny a

Zay lesy fa courage foana a
10. xxx ( 10/11/2003 11:07)
Aza mitonatonana hanao @ sipa zany ra mbola reraka fa sady woain no tsy velona akory ka aleo refa en forme iny tsara vo mandeha makany,makany e!
11. pisobe ( 11/11/2003 20:33)
Salut!
Tsy mahatosika ve sa vetivety de tonga le izy e? Le sipa anie zany mila zavatra tena midofotra e.
Mikarakaraha tena fa sao tsy horarahin'ny sipa eo e, fa ny sipa mila bandy en forme!
12. fijo ( 12/11/2003 20:28)
marina izany.rehefa reraka dia aleo mihintsy aloha manao repos kely.na dia ho fahasalaman'ny tena fotsiny aza e.
13. oupsyyy ( 12/11/2003 14:23)
Sady io fika io kou nge raha ataoko matetiteti piavy toy ny sotr kely de tsy milay tsony, tsy hfihana fa lasa monotone be de otra n lasa echange de fluide fotsiny de tsy misy fihana firy e, sa tsy zany fijo sy pisobe???
14. fijo ( 12/11/2003 16:56)
izay ka.aleo mba rehafa tena te iny no manao,fa tsy hoe isan'andro.leo ny farany.
15. isrine ( 12/11/2003 20:11)
Salut!
Marina ny hevitrareo fa lasa monotone raha matetika lotra. Fa impiry kay no normal e? Ohatran'ny fomba fiteny fotsiny anie le hoe isan'andro indray2 fa nefa tsy tena ilay teny hoe "isan'andro " akory. F'angah le izy mankaleo? Ialako tsiny fa za tsy mbo leo zany, ianareo no tsy haiko?
16. oupsyyy ( 12/11/2003 09:20)
Zao e, rehefa vo mifankita na de isaky ny mahatsiaro aza de tsy manin, misy ary mahavita inm pito kle, de mihena tsikelikely ihany io farany de isan kerin andro. Fa ny tiko teneina de hoe eleo tsy atao matetika lotra fa lasa habitude otran ny minam bary le izy de otran ny hoe lasa drogue ndray.
17. fijo ( 12/11/2003 19:47)
rehefa te e.tsy ferana kosa hoe isan-kerinandro na isan...fa rehefa te dia tokony manao.tsy hoe leo anie ry made e.fa mba asiana zavatra hafa ny fiainana.
18. isrine ( 14/11/2003 13:00)
Salut!
Mahavita im-7 ve ry Oupsyy rehefa hoe vaovao ny fiarahana? Ka ianareo lehilahy anie no tena erany e. Ka ny vary anie ry Oupsy ho tohan'aina, kanefa raha tsy voatohana koa ny aina...
Tsy hoe mba asiana zavatra hafa ny fiainana fa ny fiainana no be zavatra azo atao.
19. oupsyyy ( 14/11/2003 16:04)
Mety mahavita mihaotra an io refa tena en forme tsara kou. hihiiiiihii.
20. fijo ( 15/11/2003 14:58)
sao dia reraka ra oupsyy fa aoka hilamina fotsiny.oh,oh,oh.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1271