Aiza kay!

1. xxx ( 16/08/2003 08:56)
Saika hanontany aho rah mahafantatra hoe aiza aty Tana no misy mahay PERL mba hampianatra fa otran'ny sahirana aho...
novalian'i rjnirina ny 06/02/2004 10:23
2. rajocrack ( 17/09/2003 19:08)
PERL c'est quoi d'abord??
a plus!!
3. boaikely ( 20/12/2003 13:43)
Toa tsy misy perle na voahangy firy eto Madagascar fa safira no tena betsaka, en plus lavitra be, any Ilakaka.
4. raten ( 22/12/2003 09:32)
zavatra mbô hay hanontaniana fa 'zay ko tsy kôpy an'zany!
5. ikaretsaka ( 13/01/2004 19:35)
mandeha tana tulear non stop e
6. ikaretsaka ( 13/01/2004 18:36)
safira tadiavina any fa any feno di aatakalozy perl refaveo
7. mouvoka ( 18/01/2004 19:52)
Aza mananihany an...
8. rjnirina ( 06/02/2004 10:23)
Ny wé PERL dé fanafohezan-teny. Karazana langage de programmation na langage de script ngà, raha ny marimarina kokoa am'nizy io. Fanaovana na script CGI, na script d'administration de système no tena ilàna anazy ("langage d'admin° système par excellence", hoy ry zalà za-draharaha am' système).
Tsy de tena recommandé tsony izy raha hanaovana CGI ; gaigy be kosa anefa razoky raha resaka traitement de "chaine de caractères" ka manjary IDEAL raha hanaovana script hitantanana système.
Mandefasa mail raha mbola mazoto e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7443