Kobisoroka ekonomika

1. eugene ( 05/08/2003 08:54)
Tsy kobisoroka ekonomika ihany ve ny nataon-dRavalomanana momba ny détaxation. Marina fa ho tian'ny vahoaka izy amin'io... ary aleo tokoa halan'Andriana (BM, FMI) toa izay halambahoaka (amin'ny fifidianana). Ny mampanahy anefa dia sao hijinja ny vokany indray afaka kelikely...
novalian'i fijo ny 13/11/2003 16:56
2. nina8 ( 06/08/2003 10:22)
Tsy hanao fona anio zany izy ,hanaovana ny taxe iray ihany ka azo arahana maso tsara ny fandehany no nanaovana io ka raha ny bm sy ny fmi tsy alavitra io hevitra io ;fa de mampirisika ny mpandraharaha eto antoerana hanararaotra aloa fa rehefa tonga ny vahiny tsy hanao zvtra kely fa tonga de orinasa be ka raha orinasa gasy kely ho foana fa ireo izay matanjaka mety tsy ho sahy hifaninana ny vahiny fa ho ataony partenaire ka de zay no hijerevantsika azy!
3. virijiny ( 06/09/2003 17:15)
raha ny vaovoa maripototra azo dia nihoatra 130 milliards ny recettes fiscales-ntsika t@ enimbolana voalohany, noho izany dia tsy misy atahorana ny fampiharana io "détaxa°" io. Ny @ taona ho avy moa dia heveriko fa any @ zavatra hafa no hamenoana ny banga. Tadidio koa ange fa mahantra ny ankamaroan'ny gasy ka rariny raha mbà mahazo tombontsoa kely @ io izy
4. rfanjav ( 10/10/2003 13:55)
Tsara tokoa ny détaxation, nefa aiza moa hoy ianareo no hanarenany an'io taxe io, tsy any @ karamantsika ihany, midangana izay tsy izy ny IRSA ou IRNS alaina @ karamantsika, izany hoe latsa-danja ny karama (ho an'ny mpiasam-panjakana moa indrindra indrindra),
Manaraka izany, ny asa hamafisina ohatra ny an'ny mpiasa privé ihany, nefa ny karama raisina tsy mitovy velively!
5. fijo ( 13/11/2003 16:56)
raha vonjy maika io lalana io tsy dia misy atahorana firy.aleo toa io toa izay ny tany Argentine.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0972