You are here: home > Forum

NY FIFAMPITOKISANA

Lohahevitra : Fitiavana
Fitohizan'ny hafatra : NY FIFAMPITOKISANA
Valiny : 9
xxx - 02/08/2003 11:28
Za ah! atrizay ny tiavako olona de miteny ao hoe:" matoky ahy ve ianao de milaza izy hoe tsy matoky ahy".
Fa maninona ny vehivavy no tsy mety mahatoky lehilahy mihitsy nade efa milaza ny marina ary lé mandy .
Valio | Miverina eny ambony
xxx - 03/08/2003 12:23
Tsy hoe tsy mety mahatoky lehilahy ny vehivavy fa izao no izy: (ny ahy aloha no lazaiko an!): mahatoky, tena mahatoky tokoa ianao amin\'ny voalohany, fa rehefa tonga ny andro iray hahalalanao fa nandainga taminao izy, dia eo ianao no manomboka tsy mahatoky azy intsony. Ary tena sarotra anefa ny mamerina an\'ilay fahatokisana nanana tamin\'ny voalohany.
Valio | Miverina eny ambony
pisobe - 04/08/2003 18:41
Rehefa tsy misy ny franchise dia zava-poana ny fitiavana!
Valio | Miverina eny ambony
xxx - 09/08/2003 15:16
aza miaraka aman' olona rehefa tsy matoky azy na tsy ananany fitokisana. Eny mety tsy hisy ny toky zato isan - jato , kanefa rehefa mifampihaihay be loatra dia aleo misaraka .
Valio | Miverina eny ambony
xxx - 10/08/2003 21:39
Enao ve lou matoky azy? "fifampitokisana" ange mila hoe miaraka matoky e
Valio | Miverina eny ambony
xxx - 17/08/2003 15:46
ianao lay manotany mitsy no tsy matoky azy koa angamba sa nanao tsy nety dia mahana.... amiko tsy dia mila anotaniana angamba izany fa hita amin'ny atao eny ihany
Valio | Miverina eny ambony
denis - 19/08/2003 20:35
Za matoky ilay olon-tiako matoha aho mity azy fa izy ane de tsy mety milza ny marina mihitsy eh!
nefa aho de matoky azy atramin'ny fararany eh!
(Mpandefa ny fanontanina)
Valio | Miverina eny ambony
denis - 19/08/2003 20:35
Za matoky ilay olon-tiako matoha aho mity azy fa izy ane de tsy mety milza ny marina mihitsy eh!
nefa aho de matoky azy atramin'ny farany eh!
(Mpandefa ny fanontanina)
Valio | Miverina eny ambony
xxx - 22/11/2003 17:24
Ny marina @ nareo lehilahy d tsy hainay b ny any satria efa mahazatra ny maheno ny laza masaka avy any @nareo!
Tsy hatoky izahay sarotra b izany satria "les garçons restent tjrs des garçons"!
Valio | Miverina eny ambony
riana - 09/12/2003 10:53
100 % momba an'ilay namaly anao voalohany.

Nefa ny fifampitokisana no isan'ny PILIER-voalohan'ny fifankatiavana sy ny firaisan'olon-droa (couple), na amin'ny fiaraha-miasa izany hampivelatra ny fifankatiavana sy ny tokantrano, ary indrindra eo amin'ny lafiny fahasambarana sy fahatoniana (sérénité dans la famille/dans le couple)

Esory ny fifampitokisana dia hifamono aza ny farany angamba no hitranga sanatria satria samy mahana ny tsirairay hoe "sao, sao..."

Ratsy tena ratsy ny fiainana tsy misy fifampitokisana, fa kajio ihany ry zareo a ! Sady tsy ho voavidin'inon'inona fa hitomany ange ianao hamerina azy nefa nariana mora tamin'ny zavatra tsisy dikany...
Valio | Miverina eny ambony