misy ve ny tena fitiavana?

21. xxx ( 22/11/2003 16:32)
Mifankatiava daholo fa izany no didy lehibe! Tena fitiavana izy refa hahitana fahasambarana sy fahatonian-tsaina na d eo aza ny ady e!
22. eli ( 07/12/2003 10:13)
ny tena fitiavana ange avy aminao fa tsy voatery hoe avy @ olona hafa e! ny tiako tenenina dia hoe tsy miandry enao ho omena vao mahatsapa ny tena fitiavana fa au contraire manome ilay fitiavana enao ary nytena fitiavana ao anatinao no atolotrao tsisy takalo, tsisy fireharehana, tsisy égoîsme fa tena manome @ fo madio! refa hainao ny manome io tena fitiavana io dia efa itanao izany ny tena fitiavana! ain'ny olona kokoa ny manome anao ny tena fitiavana avy ao anatiny refa io fitiavana io no omenao ihany koa!
marina hoe marary ny voaratran'olona fa ny tsara dia ny manome fa tsy ny mandray foana!mety naratra imbe dia be ianao nefa sambatra enao satria tsy namparatra olona fa izy kosa ve mba sambatra @ zavatra ataony?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1457