Sangodim-panina

1. eugene ( 26/07/2003 19:21)
Tsy haiko na tena taratry ny fiainam-pitiavana sy ny fiainan-tokantrano tokoa ny "Sangodim-panina" ao amin'ny TVM na fakàna tahaka ny saga avy any amerika atsimo fotsiny...
Sangodim-panina tokoa angamba fa tsy dia hita ny tena lesona azo tsoahina aminy...
novalian'i six ny 03/03/2004 16:29
2. ombalahy ( 26/07/2003 08:26)
Telenovela malagasy io ka tsy maninona fa zara aza misy an'ireny ho azon'ny olona any ambanivohitra.Ny avy any ivelany mantsy @ teny farantsay daholo.
3. julianna ( 27/07/2003 09:35)
"sangodim-panina" nefa tsy de hita ny tena vontoantiny satria tsy mazava ny fiafaran'ialay tantara akory.
4. xxx ( 28/07/2003 17:04)
Ka zany no maha sangodi-panina azy koh!Ary nereo mintsy zany no tena fanina tao.
5. stacy ( 29/07/2003 08:19)
tena nanintona ahy ny sangodim-panina saingy tsy dia toa tsy araka ny nanapoizako azy ny niafarany ary toa tapitra tampotapoka zany za mbola tena nanantena suspens be!!!!!
6. ikaretsaka ( 17/01/2004 17:19)
mety izay angamba no nokinendrin'ny mpanoratra... mbola fanina ny olona dia ajanona de hiodina ho fanina eo foana
7. ikaretsaka ( 17/01/2004 17:21)
mety izay angamba no nokinendrin'ny mpanoratra... mbola fanina ny olona dia ajanona de hiodina ho fanina eo foana
8. hendry ( 21/01/2004 15:36)
ka mety tsy ampy anie ny spons dia voatery nofaranana ilay izy e, tsy voatery hoe miankina @ mpanoratra foana io, saosy daholo zany. Saingy mba efa nalaza kosa aloha ry Miora sy ry Virginie e.
9. six ( 03/03/2004 16:29)
na tsy maintsy avela hitaintaina kely alou ny oul
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0871