Ensemble jean?

1. xxx ( 23/07/2003 12:15)
Aôna reo ry vevavy @ ty kôzy ty an:"rehefa ny vehivavy no manao ensemble jean de tô manja an!nefa raha vao miova akanjo hafa noho ny jean de toa eoeo ihany "
novalian'i fijo ny 06/01/2004 09:48
2. xxx ( 24/07/2003 15:49)
Marin' zany! raha sipa tsy mlay @ jean de sipa tsy m'lay tsony
3. xxx ( 29/07/2003 09:32)
Kozy mintsy!
Oh manova endrika be zany lery!!
4. xxx ( 29/07/2003 16:50)
asa raha marina na tsia ity resaka ity, mbola tsy nandinika an'izay indray zah ... marina e!

Marina aloha fa mahatonga ny toe-batana mety hipetrapetraka izy ka izay endrika hafahafa mety ho voasarona daholo ! asa aloha e! mbola tsy nandinika aho. Izaho dia lehilahy :)
5. xxx ( 28/08/2003 13:13)
tsy marina izany hoe ny jean no mahatsara na maha ratsy fa ny vatan\'ny ilay olona mitondra azy ihany io
sady ny jean koa tsy akanjo mihaja mihintsy .
6. xxx ( 30/09/2003 17:49)
Tsy marina izany e ! rehefa tsara izy de tsara fôna e ! tsy misy fepetra hoe rehefa zao ihany vô tsara. Ny vadiko ze anaovany de hitako tsara fôna izy ko, ne nareo no tsy haiko
7. rfanjav ( 15/10/2003 18:39)
satria ve ny jean somary sexy dia mahafinaritra anareo lehilahy ny mijery azy!
tsy izay no tena antony?
8. fijo ( 06/11/2003 19:03)
tsy dia hoe izany ry rfanjav a,fa mamoaka ny hatsarana ilay izy.jereo ilay miakanjo manga sy patalo somary teritery,na ilay mena kely sy ny jean raha tsy milay be.
9. pisobe ( 11/11/2003 19:02)
Ssalut!
Fa za tsy manana jean, mbo misy afaka hampindrana ahy ve hanandramako e? De alefako ny sariko avy eo.
Manja zany ry rfanjav a, ka ny somary sexy anie no mahataitaitra ny bandy e.
10. fijo ( 12/11/2003 20:05)
izany aloha tsy lavina e.fa tsy voatery ho izany foana.
11. isrine ( 12/11/2003 18:20)
Salut!
Le sexy zany fa tsy le somary sexy. Fa inona kay no atao hoe "sexy" e? Toa ohatry ny samy manana ny hamaritany azy ny olona.
12. fijo ( 12/11/2003 19:26)
asa aloha ka,tsy haiko indray ny momba io.fa ny sex no haiko.
13. sioka ( 12/11/2003 19:56)
arakaraky ny bika ihany io , fa ho an'ny olona te hanafina rondeur dia tsy manja ny jean fa vao maika toa mampisongadina be izany , tsy toy ny manao pataloha sombre , sady manamafy ny voalaza teo aloha koa aho fa tsy dia mihaja io , arakaraky ny occasion koa e!
14. isrine ( 13/11/2003 18:58)
Salut!
Za zany ry Sioka tsy manja raha manisy jean o? Za manko fohy nefa milanja 71 kg. DE ahona re zany no mba fomba hiakanjoanay raha izany, sady tsy mihaja hono ny jean, no mampiseho ny rondeur. De aleo hijanona @ akanjomandry fona de tsy hivoka ny trano.
Mety ve zany ry Fijo?
15. sioka ( 13/11/2003 13:25)
salut !
Asa izay misy an'i isrine fa izaho aloha tsy any Dago e ! izaho koa mantsy somary ronde ihany ! ( 65 kg pour 1m62 ) , ka izao izao automne aty dia manararaotra manao jean matetika aho satria mangatsiaka ny andro dia somary manao manteau manafina ny culotte de cheval ,mandritry ny hiver koa !( fa mandreraka koa ange ny mason'ny lehilahy gasy , raha somary goavana toa ahy , vao miala ery alavitra ery ianao dia any aminao avokoa ny mason'izy rehetra rehefa manao jean surtout couleur claire) fa rehefa été kosa dia manararaotra ny miakanjo le plus feminin possible. Asa ny hevitrareo fa sujet iray hafa koa ity fa aty an_dafy toa tsy dia misy hiangona firy izany no ilay andro mangatsiaka lava ity fa dia tsy maintsy misarontsarona lava @ pull sy ny akanjo mafana eny foana tsy mba toy ny any Mada?!
16. oupsyyy ( 13/11/2003 14:49)
Tsy voatrey ho jean ihany vo tena tsara ny bajo iray fa io arakaraka ny toe batany ihany io.
17. fijo ( 13/11/2003 19:41)
ka matoa anie ny masonay lehilahy manaraka anareo dia misy zavatra misarika ao izay e.na jean io na jupe.indrindra izany misy "culotte de cheval" izany.tena ilay izy.ny fahitako azy aza,dia ilay somary misimisy no tokony tena tsara manao jean,fa ilay fisaka ireny tena flop be ny mijery azy.misy mirevy ianareo fa aza manahy ka.ary tena mirevy io.
18. isrine ( 14/11/2003 14:06)
Salut!
F'angaha @ été ihany no hoe afaka mihaingo. Na @ hiver anie akia ry Sioka afaka mihaigo tsara fona ndry e. Ary dry anie tsy ngeza zany e, za aza 1,58m fotsiny. Ny pull no ataon'indry 1 fa matevina fa tsy hoe manisy akanjo sosony 2-3.
De aza afenina hono ny culotte de cheval fa iny no tena mba tindry zalahy e, tsy mitondra mody anie ny masondry zareo e.
Fa aiza no misy an'indry no mandreraka be ny mason'ny lehilahy gasy? Ny gasy ihany ve, sa? Inona no irarahin'ndry an'izay fijerin'ny olona any e. Zaran'indry aza dry misy mpijery kou. Mafy anie zany tsisy mpijery toa ahy zany e!
19. sioka ( 14/11/2003 20:12)
Misaotra an'i fijo fa dia tsy hanahy tokoa izany izahay rehefa hanao jean (indraindray toa mahasadaikatra ihany ny masonareo koa! ).
Isrine a eto @ region parisien ihany no misy ahy fa mandalo matetika eny Cachan eny ( fa eny mantsy toa efa tananan'ny Gasy mihitsy raha ny fahitako azy ) mamangy havana na namana , dia efa zatra ilay any Paris sy toeran-kafa hoe tsy misy mifampijerijery dia tena mila hihinana mihitsy ny mason'ireto havan-tsika.
Marina aloha fa afaka mihaingo tsara ihany na hoe hiver aza manaocuir , bottes sy ny toy izany fa lava ihany ihany ilay andro mangatsiaka ka mankaleo ny farany , mahafinaritra ihany ilay manao akanjo été ireny afaka miseho na ranjo na sandry , mba manao sandale , hoy ilay ol izay hoe "les filles sont plus belles en été "
20. fijo ( 15/11/2003 14:42)
manao ahoana,
tsy mahagaga ry sioka raha eny cachan ianao no be pijery,gasy anie no ao e,ary gasy toa ahy daholo ny ankamaroany.izany hoe tia vehivavy misimisy.aza matahotra ianao fa mitsiriritra izany ry zalahy matoa mijery be.manja izany e.tohizo.izaho aty Marseille ka,tsy mba hafaka ny mahita anao.le pauvre.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1744