Andrana notification

1. xxx ( 23/07/2003 10:52)
Rehefa misy mamaly ity hafatra ity dia mahazo email aho...
novalian'i hery ny 26/07/2003 10:23
2. hery ( 23/07/2003 10:52)
Valiny...

Dia jereo raha mahazo email aho milaza hoe nisy namaly ny hafatra
3. hery ( 23/07/2003 10:53)
Dia raha misy mamaly fanindroany dia tokony hahazo filazana ihany aho hoe nisy namaly....
4. dd ( 25/07/2003 18:20)
iny ary zah fa namaly ! dia hahazo mail aho izany?
5. dd ( 25/07/2003 19:09)
toa tsy nisy ao amin'ny namana ... sa any @ adiresy mail-ko mivantana ???
6. hery ( 25/07/2003 11:53)
Any amin'ny adiresy email mivantana kah...
7. dd ( 26/07/2003 10:22)
tsia? ... tsy nahazo mail aho ka! marina e!
8. hery ( 26/07/2003 10:23)
Izany hoe izao lé izy.

Rehefa manoratra hafatra "vaovao" ato amin'ny forum ianao dia misy option hoe handefasana email ve ianao rehefa misy mamaly ity hafatra ity. Dia raha activée io option io dia izay vao mahazo email.
Rehefa manoratra hafatra vaovao ihany vao misy an'izany fa ireo rehetra mamaly dia tsy mahazo an'ilay notification...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0815