Sahy ve ianao

21. xxx ( 23/07/2003 11:41)
Kôzy raha tsy misy sida zany Madama manao fikafika maloto zany !Tsy fantatro alou e!Fa izy fotsiny miketrika zavatra afahafa raha io kôzy eo no dinihina.fa raha izao alou no efa antitra be de nasiako le madama e.fa raha @ zao fahatanorako zao an!Tsia-tsia-tsia-tsia-tsia-tsia-tsia-tsia-tsia-tsia........
22. zala72 ( 23/07/2003 14:56)
misy VIH izy izany ny dikan'izany ka dia anao ny mandinika sy mieritreritra
23. malagasy ( 23/07/2003 15:22)
lasa celibataire indray ny kofy eh ....
jereijereo ato ny sariko dia mba resadresao eh !

Ato ny sariko

http://mrakotom.free.fr
24. isambo ( 24/07/2003 09:12)
Namaly teto aho omaly23/07/03 tamin'ny 05:40 hadinoko ny cliquer ny tsy filazana anarana , azafady mba esory ny anarako
25. savana ( 24/07/2003 15:09)
Tay @am, izany frap-ndrazoky izany an! sao hidirana @ izany ry akama fa ilay + ange efa tonga ato @ tanana eh! izay mandalo @ io sipa io izany dia mametraka kely daholo raha azoko tsara ny kôzy, angaha tena matavy tsara ny etana, izay aloha ny ahy no mba frap-ko fa mailo ry zalahy @ity aretina nouveauté eto tanàna ity
26. ndria ( 24/07/2003 19:59)
Raha ny @ hiaraka aloa dia TSYA avy hatrany satria tsy dia izany no voalohany mahasararika ahy @ vehivavy.
27. solaar ( 24/07/2003 10:49)
Tsy misy tsara ohatra ny mitandrin-tena ihany aloha @ izao satria ny IST efa bobaka be sady mampatahotra ihany izany hoe olona manankarena mividy lehilahy izany
28. xxx ( 24/07/2003 11:53)
sipa be sosy zany ve tsy efa leo tamin'ny revy nataony tany fa élà no venà miditra amizay.Efa sisa tany ho any zany sady sida tsy laitra koa.Raha resaka fitiavana tsy niteny tamin'élà izy wé omeko zé tadiavinao ,izy sady jo milay no favy fa tiany hamindrana ilay fika maloto élà !
f'angah ny sosiny hahasitrana an"èlà ry ntsamy é ! aleo ho pehan'i rakot.free.fr fa izy manana ny fanafodin'ny sida oatran'i ramiaramila .
29. ravelo2 ( 24/07/2003 14:49)
raha ny hevitro manokana dé izao ny progany:
-Satria bé sosy Ranamana dé izaho koa bé atidoha.Alefa ny proposition:satria akanome risque 100% ny ankilany sy ny andaniny,dé hoy fotsiny aho hoe:atsahatra manomboka izaho ny resaka fifandraisana @ pokona maro dé izaho afaka mivalapatra ny miroboka tsy misy mieritreritra blem intsony,à condition alohany izany rehetra rehetra izany manao test analyse any @ Radoko ny rehetra.Izay fotsiny ny pacte voalohany,dé ny faharoa ilay lazaiko tetsy ambony(manao fidèle),dé ny fahatelo farany midila ny toerana nipetrahana fa manjary wenn ny pokona @ resaka passé ngo manimba zavatra.
Dé ny mampihomehy izany fa lasa vadibé Ramatoa,Rangahy lasa Gigolot....
Maro isika namaly milaza fa misy zavatra ambadika,misy zavatra afenin-Dranamana ao aminy......(mety misy aretina,mety bé relation dasika,na mety efa soara bé koa izy na manana kelima,na ratsy bé ny ecran.....),
hevitra fotsiny ny ahy,rehefa samy tsy mifankalala dé ataovy fotsiny ny contrat d'acces @ Ranamana (voalaza tery ambony) dé tairo amin'izay ny revy rehetra!!!!!!!!
30. xxx ( 25/07/2003 08:47)
Amiko aloha de izao e!raha ao @
kapokako aloha ny ecran-ndramatoa de apetraka @izay ny condition sy ny fandehanana any @
Radoko de tairina ny revy fa tsy miraharaha izay spectes any aho
fa rehefa tsy vierge ny sipa iray dia mitovy daholo e! fa mba mety tara revy koa anie ramatoa de mampiady sôsy e! satra efa nahazo taona kely ihany e!
31. matrix ( 25/07/2003 15:37)
Tsy sahy aho fa mamy ny miaina, raha zaza tokoa mantsy no tena tadiaviny izy rahateo taviny no volony koa izay hiditra indray ve halaina sady mpanana koa en plus.
Fa matoa izy manindry vola dia mailo e! ny vola akory tsy mahavidy aina
32. zana ( 25/07/2003 16:54)
Izaho aloha tsy hiditra @ mihitsy. Satria nahoana izy no tsy mety manao fiarovana? Ary raha resaka harena indray moa ve tsy hahita aho raha hitady. Tena hahita aho.
@izao fotoana izao tsy azo atao ny mitsabaka fahatany @ zavatra tsy mazava. Raha ho tia ahy izy ary izaho tia azy dia tokony hatao izay mety ary izy ity fianana tiana haharitra fa tsy vitan'ny revingadra fotsiny. Mamy ny miaina rahavana ka mila fitandremana sy fikolokoloana ny tena.
33. foudamour ( 01/08/2003 18:01)
Mamerina ny fankahasitrahana ny fandraisanareo rehetra anjara ary misaotra indrindra amin'ny torohevitra maro samihafa.

Rehefa nanontaniako izy ka notereko ankolaka ny hanao Test dia tsy nety fa fahatokisana hono no ilainy amiko ka raha tena tia azy hono aho dia tokony hatoky azy ka tsy mila manao izany test izany. Ohatran'ny misalasala be ihany aho, sadaikatra mihitsy, inona no atao?
34. pisobe ( 04/08/2003 16:38)
Dia ipitsiho izy ry foudamour a. Raha ny test no tsy hataony dia mazava ny resaka, fa ao aminy ny VIH. OK!
35. xxx ( 16/08/2003 11:45)
Apasio aty aminay ndray ny baolina razoky rehefa tsy mety hanaraka zay lazainareo .Zahay mantsy mety afaka mijabaka avy hatrany raha zany fahatokisana zany no tiany hanohizana ny tantarany
36. xxx ( 24/08/2003 18:04)
Aza miditra @ izany!.Risque be izany.Aleo mitandrina indrindra fa @ izao aretina efa misy maro be izao.Aza mety vidina vola izany.
37. nielle ( 04/09/2003 18:11)
O an'i foudamour
B de b ny valin-teny azonao tam'reo namana
Izany an!!mpiserasera fa anao ny mandinika ny mety aminao.Efa elaela ianao no tsynanoratra an!fa ahoana no tohiny e ??
Nanao aona le rendez-vous?de inn no niseho avy eo???
Mba tantarao mo e!!
Izany an!!
38. xxx ( 10/09/2003 14:14)
Raha izaho aloha de sahy e ;-) fa vao vita ny firaisana de misasa haingana any ananona any,na atao manao analyse haingana any @ dokotera hoe misy aretina ve ilay kala :-)
39. koty ( 03/10/2003 08:25)
asaivo akapony am rindrina aloha ny lohany ,dia alefaso aty amko izy fa angaha ialahy mafy ady be no tambazany izay tadiavin'ialahy manana letsy papa hazondamosina. miasa dia ,mlay ny sisa
40. xxx ( 07/10/2003 12:16)
firy ny zanany hono ry grand ,de firy taona avy ny vavy, aleo any @ le zanany fa any zao assuré tsara letsy, sao de kali letsy zany?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.15