tia kely

1. yloh ( 12/07/2003 18:21)
tena mba mila sopapa @lisany za fa manana joba nefa lery zany milaza fa tia ahy nefa izy manana joba any finda miresaka sy mi-phone azy foana sady lery koa tsy mety miala mintsy fa hose tsy antenaina hon zany any finda zany dia nefa za evo misy manadala sosotay izy sady @zay saropiara maty dia mba tory hevitra lesy fa tsy mahita atao mitsy za dia zay ary e!
novalian'i fijo ny 06/01/2004 11:13
2. xxx ( 12/07/2003 19:23)
Il faut tout essayer lesy dans la vie mais l'important c'est de ne pas se faire attraper.
Ny tiako ho lazaina hoe anjaranareo mitsam no mifanaraka rehefa samy mahafantatra ny situation ny
3. xxx ( 12/07/2003 08:51)
Ario izy dia havana asiana fa izany no mahamety azy
4. andrianavalomalala ( 02/08/2003 12:55)
Aza miraharaha izany tandremo manaiky resy
5. xxx ( 02/09/2003 12:51)
Tady hanao fitan-droa ny anao izany ! Raha izaho aloha tsy azoko antoka izy e !
Mbola tsy tena lohalaharana aminy koa ny fitiavany anao ! Mba diniho ary.
6. xxx ( 26/09/2003 09:10)
zao ary e! izy zao dé tsy haioko intsony fa miasa dé tezitra hono fa za nano vacance mety ve zany nefa izy manao ny ataony omeo sopape lesy e!
7. xxx ( 15/10/2003 19:11)
ny anao kosa mety vacances accompagné e!
8. fijo ( 17/10/2003 19:44)
tsotra letsy ny valiny ry zandry a.raha tsapan'ialahy fa an'ialahy ilay izy dia tano mafy.raha toa kosa ka tsapan'ialahy hoe ilery no tena tompony,dia indramo,ary asio zanany rehefa averina.
9. xxx ( 21/10/2003 19:32)
aza mba manoro vilana kosa ry fijo a!
10. fijo ( 23/10/2003 08:34)
Tsy toro vilana io ry akama,fa tena ny toetra tokony hananana eo anoloan'ny toejavatra toa izao.te hanan droa izy ka dia aleo voa.tairo ry zandry a.
11. xxx ( 10/11/2003 10:15)
'Zay teneniny fonao ihany arahina ny sisa mandeha ho azy eo!
Manana wa personnalité!!!!!!!!!
12. pisobe ( 11/11/2003 20:39)
Salut
Marina ny an'i Fijo io.
Vehivavy za, fa tsy ny sentiment koa no ilaina isan'andro, ary tsy olona 1 no atao hampizarazara saina maharitra eo!
Tairo @ izay hahamety azy!
13. fijo ( 12/11/2003 20:30)
merci piso a.mitovitovy fisainana koa anie isika izany e.mitovy generation koa angamba no mahatonga izany.
14. oupsyyy ( 12/11/2003 15:34)
hahaha les voila les deux comperes.

Mba d ac am zareo lesy za a, tairo fa zay zany lesy a, une okaz s ouvre a toi
15. fijo ( 12/11/2003 16:57)
aza manala moa ra oupsyy a.milaza ny zavatra tsapa fotsiny aho ka.
16. zoufla ( 08/12/2003 18:52)
Tsotra fotsiny,eo imasonao ary izy sahy manao an'izany mba saino anie ny ataony any @ takona e!
Ny manova no mety,mbola be ny tanora e!
17. fijo ( 09/12/2003 11:17)
ka rehefa tanora dia milalaova aloha e.
18. rinakely1 ( 15/12/2003 14:47)
milalaova d avy eo fay e!
19. fijo ( 16/12/2003 09:52)
dia manam bady amin'izay dia hendry ka.
20. rinakely1 ( 16/12/2003 10:56)
raha ny fanambadina v no nahahendry lelà tsy efa nanambady aho !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2783