FITIAVANA:tena ilaina ve?

21. xxx ( 21/07/2003 12:34)
ilaina ny fitiavana..
matoa enao mahita aretin'andoha @ fitiavana de tsy fitiavana izy zany, tokony hitondra fifaliana mandrakariva ny fitiavana, raha tsy zany, ajanony fa diso lalana enao zany, de lalan-kafa indray no izory sy katsaho....
22. xxx ( 21/07/2003 13:28)
Sao dia mba diso fanoratra enao,ahoana moa no aretin'andoha no azo @ fitiavana ,ngaha ny loha no miady???
23. mity ( 23/07/2003 18:17)
Fa ny fitiavana no ambony indrindra Tena tsara io an! fa aza mba ampijaliany ihany alou fa de tena midona @ talus mihintsiny e!
24. xxx ( 23/07/2003 10:50)
Raha fitiavana no ambony de mba iza kosa ary no ambany;tsy zà lou e!
25. xxx ( 01/08/2003 15:49)
zay tsy miaina anaty fitiavana ry zareo no ambany a!

santionany : lolom-po, endrikendrika, tsy fanaovana tsinontsinona ny hafa, fandaingana, sns. Izay toetra mamoa fady eo amin'ny fiaraha monina ka manimba ny fitiavana no eo ambany. Ary tsy vitan'ny manimba fotsiny fa mahafaty azy mihitsy ...
26. xxx ( 24/08/2003 18:13)
Tsy maintsy foana ny olana raha eo @ fitiavana .Dia aleonao ve tsy hitia olona toy izay hiatrika ny olana izay mandalo ?.Asa aloha fa safidy daholo izany
27. rinakely1 ( 10/11/2003 11:43)
L'important c'est d'aimer pour tout donner
L'important c'est d'y croire sans s'en appercevoir
L'important c'est toujours etre en amour
L'important c'est d'aimer et ne rien demander. ka asa raha mahavaly ny fanontanianao na tsia.
28. rinakely1 ( 22/11/2003 16:41)
Ny fiainana ry se tsy mande raha tsy eo ny fitiavana an!
29. xxx ( 23/11/2003 19:55)
Amiko lay hoe Fitiavana dia avy @teny hoe Fiainana, ka raha eo @ fiainana no tsy misy fitiavana dia mazava ho azy fa tsy fiainana. Mihaina fa eo foana lay toerana banga @fitiavana na eo aminao aza zao rehetra zao.
Sahala amiko zao dia manana fitiavana be dia be omena arymaniry homena ihany koa , fa tena fitiavana ary tena fiainana ka raha mitovy fanirina amiko enao dia...
30. xxx ( 03/12/2003 20:24)
ra jereko am teninao enoa ry nyandry de diso ve ny eritreritro oue vôdona tam fitiavana enao sa naita faisana tam fitiavan? tsy aiko lou fa az omena tsiny za, fa anome evitre kely oanao, vôloany alou ny fitiavna = tsy sipa velively, diso enao tsy tokony ho io ngamba ny sujet nao, andriamanitra no nanome anio fitiavana io ary nataony am zavatra betsaka, enao ty RR de efa fitiavana zay ny ray tampo aminao kou torakizany, fa ra oue resaka sipa nga oue no tina ambara de ouzi za oue, ny fitiavana tsy kilalao fa afo io ary zay no maha maita faisana tsika amnio eo am fiainana, satry arakaraka ny ilalaovatsika azy no aitatsika ny tena tsy zaka amnazy, ra resaka oue sipa na kou atao oue zany vady, miandrasa ny voatondro ho anao fa ny tompo tsy manao ze mapahory ny zanany velively, kanefa zao kou ra efa pivady ka aitana blem fôna ny fiainany, fitsapana zany oue atraiza no tena fitiavanao, mila mifandefitra, mifamela ny fitiavanaol2, tahaka ny vonikazo iany io ry se a, ra tsara karakara ny vonikazo da ôana, mendrika mamou voa tsara ka tiny ol de zay io, ka ra oue ol tsy manapitiavana enao de andramo fa tsara ny mitia kanefa @ fotonany ok?
31. jm ( 05/12/2003 09:03)
ny fitiavana,......
Probleme io ,ié ékéko fa raha tsy misy an'io anie ohatran'ny tsy misy dikany ny fiainana é,heritrereto anie é,mivoka ny trano ianao hinatra ohatra,dé avy eo mody,dé énao rery foana,namety hoe misy namanaianao fa mba ilaina kosa ny sipa é,ny tiako tenenina hoe tsy zavatra hamenona ny banga ilay izy fa efa zavatra araboajanahary ka amiko tsy tokony hisy fanontaniana hipetraka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1483