Amour et sexualité

1. xxx ( 03/07/2003 08:42)
Ny firaisana ara-nofo aloha na ivelan'ny fanambadiana ara-dalana ve azo atao sa tsy azo. Ny sipa matetika tsy lasa vady ary eo no olana satria manjary tsisy tsiro ny fanambadiana rehefa avy eo ka hanambady amn'izay .
novalian'i xxx ny 04/12/2003 19:12
2. xxx ( 03/07/2003 11:07)
Ny saina ihany no mitondra an'io, na sipa na bandy, rehefa teny ierana dia zay izany, raha sanatria tsy tanteraka izay nokasaina, dia atao ahoana moa.

Ny ahy ny hafatro da hirao ny hiran'i Bessa manao hoe "Ny itiavako anao" ... ao no misy ny vahaolana raha tsy diso aho.
Mirary soa hatrany
3. xxx ( 03/07/2003 12:17)
bien sur tu peux coucher avec ton copain na tsy lasa vady aza avy eo
toi qui dis que tsisy tsirony intsony rehefa tena manambady amin\'ny izay
tu sais meme si tu te marie vierge ou pas c pareil
raha tena tia anao izy cela ne change rien
c les sentiment qui compte
4. xxx ( 03/07/2003 16:59)
Facteur iray ilaina eo @ fanambadiana ny firaisana ara - nofo. Raha io no heverinao fa ambony indrindra dia sarotiny ianao @ maha -virijiny na tsia izay ho vadinao
Tandremo ianao sarotiny io ve afaka hanome fahafinaretana sy fahasambarana hatrany ny vadinao rehefa miray ianareo??
Tsy tena vonona hiaraka na hivady @ olona iray ianao raha tsy MIKOSOKA ny lasany rehetra
Na lehilahy na vehivavy dia voakasik' ity resaka ity avokoa
Amin ' ny manaraka indray o!

5. xxx ( 03/07/2003 17:15)
Ny firaisana ara - nofo ivelan' ny fanambadiana ho an' izay manambady no tokony ahasarotiny sy tsy ho leferina . Mety andeha ho azy izany amin' ny sasany ,kanefa tokony hajaina kosa ny voady sy fifanekena niarahana
Mirary soa hatrany
6. xxx ( 04/07/2003 17:49)
Ny fanontaniana tiko hapetraka de zao, ianareo mitady firaisana alohan'ny fanambadiana, inona no tena tanjonareo? hilalao ilay olona sa tena fitiavana? @ teny frantsay manko de misy fomba fiteny 2, coucher avec quelqu'un et faire l'amour avec quelqu'un. Raha ny hevitro manokana aloha dia rehefa manaiky hiray amin'olona iray ianao dia manaiky azy tanteraka izany hoe ao ilay FITIAVANA ka asakasak'ireo izay manana eritreritra hilalao fotsiny ê!
De avy eo, tsy lasa vadinareo ary ilay olona, de ahoana? nefa ny ankamaroan'ny lehilahy mitady vehivavy virjiny, ary ireo tsy virjiny intsony, iza no naha toy izany azy? tsy ny lehilahy ve?
7. xxx ( 04/07/2003 15:09)
Tsara dia tsara raha mbola virjiny ny vehivavy no miditra @ fiainan- tokantrano
Ankehitriny anefa dia marobe ny vehivavy tsy virjiny intsony . Firy amin ' izy ireny no sahy ilaza fa tsy nahazo tokantrano noho izay tsy maha - virjiny azy izay ???
Ny tena olana eto @ firenena dia NY FISARAHAM - PANAMBADIANA eo @ tokantrano vao
Ny antony voalohany dia noho ny tsy fahamatorana eo @ mpivady. Ny antony manaraka ary maro tokoa dia ny : fahafinaretana ar - nofo . Tsy arakaraka izay noeritreretina no mitsanga ao @ tokantrano . Lasa ny iray mihodina atsy sy aroa dia misaraka ny hafarany.
Mila atoro sy beazina momba ny sexualité ny tanora .mandeha ho azy ny fahaizany mitandrina ny tenany avy eo
8. xxx ( 05/07/2003 13:07)
marina ny anao frère sa soeur : iza no vehivavy nijaly ary niafara tamin'ny fisarahana fa hoe tsy vierge intsony?
Ny zava- dehibe dia ny fiainana conjugale : Mety vierge izy avant mariage kanefa rehefa manambady izy karaha voalazan'olo manao mivaro-tena.
9. xxx ( 05/07/2003 13:42)
moi je trouve que les hommes qui dise que quand il se marie il faut que sa femme soit vierge c\'est un peux egoiste de dire ca surtout s\'il est plus vierge ,c mieux aussi si les homme reste vierge jusq\'au mariege non????
ne soit pas egoiste comme ca
si t\'es vraiment amoureux tu ne pense meme pas si ta copine et vierge ou pas
en plus les mecs d\'aujourd\'hui il ne pense qu\'au cul a chaque fois que vous rencontez une meuf
il y en a meme qui dise que \"moi je baiser les femmes je lui file un rencard,et je n\'y suis pas aller\"
xxxxx toi qui dis que mila atoro sy beazina momba ny seualité ny tanora ca c\'est vrai mais beaucoup de famille qui ne parle pas de ca car c\'est taboux ou je ne sais pas quoi


10. andryz ( 07/07/2003 13:02)
SALAMA DAHOLO E§

Raha ny fanambadiana marina de tokony samy VIERGE na LAHY na
ny VAVY E! ary azo atao any ampiangonana tsara ny fanamasinana
Ankehitriny de las LAMODE ny vehivavy bevoka atao mariazy hamasinina any ampiangonana izay fahavetavetana eo anatrehan'Andriamanitra.
Ny fitiavan tsy mifidy e! refa mahatsapa tena ianao INDRINDRA FA NY LEHILAHY hoe efa nanimba sipa na nanao firaisan tamin'ny vehivavy de aza mieritreritra hanamabady vevavy virjina. fa izay hitanao mifanaraka @ toetranao sy @ itiavanao azy de iny no tiavo sy alao ho vady.
hisaraka fôna ianareo e! refa TINAO izy ka TIA ANAO de izay no izy
de mirary soa e!
11. xxx ( 07/07/2003 14:20)
sarotra be ilay resaka .
ao anatin' ny fiainan - tokatrano ny tena amin' izao fotoana izao . Mahatsiaro ho sambatra tanteraka miaraka amin' ny vady andefimandry. Rehefa dinihina anefa dia tsy ho toy izao mihitsy ny fiarahanay mivady , raha tsy efa niaraka tamin' ny vehivavy hafa aho talohan' ny mariage-nay
Tena miala tsiny , miala tsiny , tsy mivazivazy mihitsy aho milaza izany.
12. xxx ( 09/07/2003 18:00)
ka mbola vierge ve ilay vadinao io razoky t@ naka naka zy sa..?
13. xxx ( 09/07/2003 19:57)
Amiko ,tsy ny hoe vierge no zava-dehibe .Zay efa vita taloha dia rano raraka.Fa kosa rehefa tafiditra ao @ tokatrano dia eo no miezaka mifanaja.Aleoko lavitra mieritreritra hoe ny vadiko dia mpivaro-tena talohan'ny nakako azy vady toy izany hiaina @ hoe ny vadiko dia manitsakitsaka ny tokatranonay.
14. xxx ( 17/07/2003 08:01)
Ianareo tsy vierge-ntsony no miseho be resaka eo
15. xxx ( 18/07/2003 10:00)
xxxxxx et toi qui ne parle pa bcp est ce t\'es encore vierge
en plus il y a pas de honte qu\'on soit vierge ou pas l\'important qu\'on assume et je respecte ton soit tu peux reste vierge pour ta vie et ne juge pas les gens c pas qu\'on n\'est pas vierge qu\'on parle bcp ou pas t\'as pigé et ne joue pas les leche cul ok
16. xxx ( 22/07/2003 17:31)
tsy misy kozy bobaka izany fa tonga d milay fona rehefa ao ilay fillin
17. tsaravady ( 23/07/2003 19:51)
Tsara ry zareo ny hevitra avoakanareo a! mamy sy telina tokotrany saingy..............!!!!!

Iza aminareo mipentsopentsona ireo moa no mbola virjiny, na virjiny niditra ny tokantrano???????

Ataovy zé atao dé aza be fananarana fa mandreraka be ny mamaky azy!!!!
18. trimobe1 ( 08/08/2003 19:32)
afaka miaraka tsara ireo ka,natao hiaraka moa ny tena marina .Rehefa misy ny confiance amin'ny lahy sy ny vavy de azo alefa ny resaka sexe sinon raha tsy mbola tena sur tsara dia hidio tsara aloha ny kilaoty.
19. xxx ( 25/08/2003 10:28)
Kôzy daholo zany e!
20. xxx ( 22/11/2003 16:47)
D aza manao @ lety raha tsy vita mariage nareo an, @ zay hitan'elà fa mahita tsirony foana2! Sady na tsy manao izany aza anie tsy mahafaty e, mba mahaiza mifehy tena refa te hahazo ny mahafinaritra sy ny plaisir e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1951