Raha mba manana fotoana kely ianareo dia mba jereo fa mila hevitra

1. xxx ( 30/06/2003 10:53)
salut! ça fait des année que j'ai connu mon meilleur ami et depuis quelque moi il veut sortir avec moi
c vrai que moi aussi je veux plus qu'un ami mais j'ai peur parce que soit dison que j'accepte de sortire avec lui et quelque semaine apres on se dispute ou on se quitte
aider moi svp car je ne sais pas quoi faire et je ne veux pas non plus le perde car c'est le meilleur ami que j'ai jamais eu
merci d'avance a toute et a tout ce qui reponds
NB: je veux savoir selement votre avis est ce que je dois sortir avec lui ou non
novalian'i rinakely1 ny 29/11/2003 10:38
2. xxx ( 03/07/2003 10:35)
Raha resaka sortir fa tsy ho serieux izany hoe tsy a long terme de aleo mijanona ho mpinamana ihany. Efa mpinamana ianareo izay vao mifampikoty, noho izany fantatrao ny toetrany, fantany koa ny toetranao, donc ataovy serieux de milamina e.
Raha tsy mety ho namanao intsony izy raha tsy manaiky hiaraka aminy ianao de mba tonga saina fa tena namana ve izany. Sinon, atoroko hevitra ianao, aza atao sec loatra ilay fialanao raha tsy te hiaraka aminy ianao fa ataovy ankolaka sy malefadefaka. Izay fa tantarao ny tohiny .
Fa ny fanontaniana tsara apetrakao voalohany aloha tokony hoe tinao ve izy izay koa.
3. zomihe ( 14/07/2003 18:28)
l'amitié c sacré alors fait gaffe
ny namana namana fôna fa ny sipa mety tsy ho sipa tsony
nefa raha tapaka le fisipana @namana de tsy azo atoka fa miverina le amitié
tsara iany le mandray risk fa tadremo sao mandoro
4. xxx ( 17/07/2003 13:36)
Sarotra io zvt. Nefa tsy ianao no voalohany ary tsy ianao koa no farany
Marina mihitsy ilay hoe : tianao ve aloha izy. Marina koa ilay hoe . raha tsy mety ho namanao intsony izy raha tsy mety miaraka aminy ianao dia mihevera.
Ankoatra izay, raha ny hevitro, satria efa mpinamana ianareo tokony ho afaka mifampiresaka tsara ny rehetra. Alohan'ny hanekenao dia hazavao tsara aminy fa raha misy ny olana rehefa miaraka ianareo ka hisaraka dia tsy tianao ho very ny finamananareo. Raha tena namanao izy tokony ho afaka miresaka tsara momba izay ianareo.
5. tia_ery ( 10/11/2003 12:34)
Ben quelque chose me dépasse complétement. Le fait de sortir ensemble ve veut dire hoe ndeha hizamoro nareo sa haninona. Pourquoi tu crée des problèmes l'anticipation c'est bien mais la réalité sera mieux
6. xxx ( 22/11/2003 16:58)
Ny oln mpinamana b ihany no lasa mpivady any aoriana, satria efa samy mahalala ny + sy ny - any tsirairay!
Ka raha iny ary no tena izy lay ko inn no tsy hiarahanareo, refa mifankatia tsy maintsy misy ny ady, ny mamy, ny mantsiravina ary ny fisarahana fa refa misy ny fifampiresahana sy ny fifanajana d mande ho azy
7. kally ( 26/11/2003 10:15)
Tsy haiko na eto aho ve ny tokony hiteny?Eto no hitako ny olana dia manararaotra aho:maninona ianareo no manao teny vary amin'anana be?
8. rinakely1 ( 29/11/2003 10:38)
zé reviny ihany io e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2031