Mba fantatrao ve?

1. dd ( 23/06/2003 15:30)
Le Site Web* de ZOMARÉ a été réalisé dans le dessein de vous faire découvrir les projets et les besoins de l'association culturelle malgache ZOMARÉ et de son École de Musique et de Danse.

Il vous permettra d'accéder à un ensemble de données relatives à l'île de Madagascar, à la musique malgache et plus particulièrement au Nord et à la région de Diégo-Suarez.

Tsidiho http://www.chez.com/zomare/zomare.html
novalian'i tonah ny 19/12/2003 17:33
2. perla ( 11/08/2003 10:45)
Ahoana ny mba soso-kevitrao momba ity fanabeazana ara-pananahana ity, inona amin'ny fanabeazana ivelany sa anatin'ny rindrina 4, no tena mahomby kokoa
3. honey ( 29/08/2003 15:16)

Tsy misy ny tena tonga lafatra (ivelany, anatiny) fa ny fifamenoana no tena ilaina. Misy zavatra tsy voalaza foana na any ivelany izany na anatiny (noho ny tahotra, oho ny henatra, sns.). Anisan'ny azo atao koa ny mametrapetraka boky mikasika izany ao an-trano dia avela ho hitan'ny ankizy sy azony vakiana. Mila fitandremana fotsiny ny boky entina mmiditra ao an-trano. Azo andramana ireny boky mikasika ny taora sy ny fitiavana (izay avoakan'ny librairie catholique ireny ohatra)
4. tsimisitoazy ( 05/11/2003 20:49)
tsy mazava amiko loatra
5. tonah ( 19/12/2003 17:33)
Izaho tsy mahay teny frantsay reto ah, mais i can speak english, if you sais d' ecrire en anglais pleas write in english.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0947