ampio hifidy

1. haryzo ( 23/06/2003 14:52)
zao lesy a! misy service kely mba angatahiko @ lisany :
miaraka @ joba roa aho dé tsy hitako intsony izay atao. Samy tiako be daholo izy roa sady samy potika be amiko koa. Raha lisany dia ahoana no hifidianana hoe iza no?
novalian'i fijo ny 06/01/2004 11:14
2. xxx ( 23/06/2003 15:14)
salut,
elah hoe tia azy roa @ fomba mitovy. Ce n'est pas possible, il faut que tu choisisses, tu les aimes de deux manières différentes......certainement.
Esssaie de voir un peu plus claire. Ne te trompes pas, c la chose la + facile au monde
3. haryzo ( 24/06/2003 16:09)
Misaotra aloha t@ conseil fa tena marina ange hoe tsy hitako izay tena izy e!!
efa nijery ihany aho fa eee,indraindray lé iray mampalahelo kely dé tss! Aza mampirafy izany ny tena marina. Aleo iray ihany fa rehefa lasa sérieux lé izy dé sarotra régler-na.salut!
4. xxx ( 27/06/2003 17:51)
rehefa tsy hita rangahy izay hofidiana dia aleo ialana daholo an!
Hafa indray tadiavina!
5. yloh ( 10/07/2003 18:23)
zao fontsiny lesy a! tena aleo misafidy fa anjary mijaly ange lé joba refa miala éla sady tsy misy fitiavana parail zany .Dia tsy mety koa zany mi-blessé joba zany r'ise a! tandremo mitomany ny zaza an!
6. xxx ( 10/07/2003 15:18)
Aza misari - adala ry zama a!
Soavaly @ PMU aza anaovana étude be mandritra ny firy andro vao fidina maika fa manangy
Raha tena mila ny soupapa avy aty aminay i ngahy dia omeo anay avy ny mombamomba azy .
taona - lanja - sakafo tiany - position tiany -ny performance-ny - sns ....
okay zama !
7. haryzo ( 23/07/2003 18:34)
aaaa! aok'izay fa misaotra anareo fa efa nifidy aho, sady tonga dé fiançaille ny tohiny.Tsy mety marina ny mi-dribble dobla e? De manaraha anay e! saotra daôly!
8. xxx ( 24/07/2003 15:58)
Omeo anay rangah le ray a!
9. xxx ( 02/09/2003 12:41)
Ahoana no nahavitana ilay fifidianana ? Nasaina nanao propagandy ve izy roa sa ?
Dia ahoana ny amin'ilay tsy lany ?
10. xxx ( 10/11/2003 10:21)
Aleo mitsy izaho viavy no hamaly anao. Enao no t hampirafy, enao irery ihany no mitady olana @ fiainanao, tsy nisy niteny na d iray aza t@nao we mapirafesa ka aza mitady vahaolana avy aty @nay satria enao no mametraka olana irery an'i tenanao.
Manaraka izay aza tia tena, fa refa 1 de 1 ra tsy izany samy hajanony izy 2 fa samy mampalahelo.
Aleo leisy mionona @ zé anjara eo fa aza manenjika bitro roa fa tsy harakin'ny sainao zany.
11. fijo ( 11/11/2003 20:48)
zarao amin'ny namana e!tsotra izany.
12. oupsyyy ( 12/11/2003 15:36)
Raha samy tin ela alou zareo roa de mijanona fa refa mipka ny tantara de milaza eto ihany fa atoro hevitra ela. Fa zaoa lou il fau que tu saches ce que tu veux toi, hiaraka am izy roa ihany ve alou sa ahona???
13. fijo ( 12/11/2003 19:49)
asaivo zarainy ra oupsyy a.dia alaivo ny anjarako.
14. xxx ( 13/11/2003 09:23)
ary raha ny anjaranao io moa ry fijo no zaraina any an-kafa d mety v?
15. oupsyyy ( 13/11/2003 09:58)
Merci lesy ra fijo a, tena akama mitsy nge ela ty e, omeo ana hono ny anjaran fijo e???
Aza matahotra ela fa omeko ny ahy kou, manao echange lesy a
16. fijo ( 13/11/2003 19:54)
ho an'i XXXXX tsy fantatra.i fijo indray dia tsy mba sarotiny amin'ny namana,fa dia zarainy ny azy ny fitiavany.fohy ny aina,ka aleo manararaotra araka izay azo atao,fa rehefa mikipy io maso io,dia tsy misy intsony.
araraoty e,izay tsara rehetra.
17. tequila ( 13/12/2003 09:58)
nareo koa , izy aza ve zay tsy efa nivady e !
18. rinakely1 ( 15/12/2003 14:45)
ajanony any wa zany fitiavatena nareo lhl zany fa tsy mitondra mankaiza fa any @ olana fona e!
19. fijo ( 16/12/2003 09:58)
ka andao ary vahana ny olana e.
20. rinakely1 ( 16/12/2003 10:56)
tsy manao sipa hafa tsy iray nareo d vovaha ny olana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5669