Mila toro-hevitra

1. xxx ( 21/06/2003 13:02)
ahoana kay no fomba mahomby sy haingana hanadinoana ol 1 tianao nefa nandao anao? efa 1 volana mahery mantsy zay no nisarahanay kanefa mbola tia sy malahelo azy foana aho isan'andro.Indraindray mba manadino ihany fa vetivety ihany zany dia miverina ao an-tsaina indray izy. Et je peux vous dire que ça fait mal! Mba ampio e!
novalian'i debora ny 01/12/2004 07:57
2. xxx ( 21/06/2003 15:14)
Fitiavana io, ka ny tompony ihany ef fin de compte no afaka manampy ny tenany. Ny oul hafa mety hanampy fa ianao ihany no afaka mahita ny tena mety @ io. Aza ankahalaina fotsiny izy na dia nandao anao aza, mety ho antony tsy azo anooharana no nahattonga izany.......faly
3. xxx ( 21/06/2003 18:59)
izaho koa mitovy aminao mila torohevitra...
4. amoureus ( 24/06/2003 18:33)
betsaka no toa anareo.Izao ihany ny vahaolana:afantoy@zavatra hafa ny saina .oh hoe asa,fianarana,fialam-boly.Manaova zavatra foana e!Dia aza hadino ny miara-mikorana sy mitafa @ namana.tsy ny fitiavana ihany no atao hoe fiainana.
5. xxx ( 24/06/2003 10:11)
Mafy aloha izany e! samy efa nandalo teo daholo, fa courage foana! Ny ahy indray dia izao no atoroko. Rehafa mandalo iny ilay fotoana ahatsiarovanao be azy d tsotra fotsiny ""mieritrereta côté négatif foana : ohatry ny hoe ny lfiratsiny aminy, ny fomba ratsy fanaony, mety hankahala azy kely ianao fa afaka ho azy eo foana iny !
MAhereza e !
6. gast ( 01/07/2003 08:55)
zao no izy matoa izy nandao anao dia tsy tia anao itsony ka zao no hatao : fenoy isanandro ny programmenao mba hanadinoanao azy oh: manao sport mihira eny @ bord ; excurssion chorale, scout, club ...
Andramo fa hoadinonao izy.
7. nanoue ( 30/08/2003 17:32)
Ny hanadino aloha sarotra e! satria za zay manoratra de efa teo no niala , raha tena tinao izy de mijalijaly ary mandalo fotoana mangidy vao mety hanadino azy.
Torohevitra kely omena anao:miezaha mitady olona hafa ,fantatro fa tsy ho tinao mihoatra azy fa mba hanadinoana azy na fotoana fohy fotsiny aza.
Ny tena tiana tsy hadino na oviana na iza solony eo na iza fa nefa ianao de tsy maintsy miezaka ny miaina ny fiainanao satria tsy tapitra eo akory ny fiainana.Iray volana hoy ianao mbola kely izany ary mbola tena ao anatin'ny fotoana maharary fa mahereza e!
Ary tsy mety angaha raha minamana fotsiny ianareo sa tena ratsy be ny niafaranareo?
Izay aloha no mba hevitro fa de mahereza e! ce n'est pas la fin du monde ! courage!!!!
8. xxx ( 30/08/2003 17:46)
manaona r'ise an aza kivikivy toa io e samy nandalo teo daholo raha mbola nitia ihany koa fa ny torohevitra omeko an'ise de ankino @ Andriamanitra ny fianana sady izy anie fitiavana e angataho aminy fa raha anjaranareo ny hiaraka tsy maintsy hiaraka ihany ianao zany akory tsy vao maika hanembonembona azy lalandava ianao fa angataho @ lay avo zay tena anjaranao
zay fa mahereza e
hoy ny namanao
9. xxx ( 06/11/2003 14:50)
salama aloha ! sarotra ny hanadino vetivety raha efa maro ny zavatra nandalovana efa teo aho no niala ka izao no ataoko anao mahereza ary za kivy izany eo @fiainana mbola ahita ilay tena tianao ianao ary ilay tena tsara izany ary raha tsy avy aminao ilay hadisoana nisarahana dia aza mandraraha aza manao premier pas à lehilehy izany fa ianao indray no araraotiny @manararaka, mbola mety hisy espoire mantsy ny @izany aza atao izay hifanenanao aminy .Izaho manoratra aminao izao ray anie lavitra ny olontiako amin'izao fotoana izao e! efa ho 4taona izahay no niaraka kanefa rehefa tonga any dago isaky ny vacances de paques aho vao mahita azy fa ilay voalohany gasy aty ihany fa fa manambady izy ankehitriny fa tsy ahoako akory na ny kely aza .satria hitako fa misy différence be izy roalahy na hatramin'izao aza satria ilay ray dia mitady ny higafy ahy rehefa makany aho fa izy hono mbola tia ahy izaho anefa niteny fa samy hafa nareo .ny iray ilay miaraka amiko izao efa ampy experiences @rehetra ary mandrisika ahy hatrany ny hianatra fa hiandry ahy hono izy raha tsy mivadika aho zaho anefa tsy hitanyhàizay fa mametraka fahatokisana amiko izy dia aza atao hitan'ny lehilahy izany ny kilema rehetra indrindra ny fitiavana fa izy indray no folaho ahitanao ny fahafinaretana sy ny fiadanan-tsaina sy fo eo aminy .manaova be didoha fa marary ianao raha mbola tohizanao zao ary ratsy be raha mararyeo fa tonga dia ny fo a,n
amboaro ny saina ary ataovy hoe tsy maintsy tafavoaka mpandresy aho hoe zay ary e! courage e!vitany hafa ve tsy ho vitany toi e,sa ahoana?
10. rinakely1 ( 10/11/2003 12:10)
Sarotra mihitsy ny manadino oln iray indrindra fa olon-tiana efa niarahana aman-taonany, fa zao no ataovy ao an-doha fa tsara ny fiarahanareo na d teo aza ny olana samihafa, fa ny zvtra rehetra d misy farany avokoa ka hatanjao ky ny saina d zvtra hafa indray eritreretina.
Tsy vita hatreo ny fiainana fa mitohy. Laisse faire le tps et tu verras que mm l'idée de penser à lui te serais indifférente.
11. debora ( 01/12/2004 07:57)
tanala very sampy ry se an , ny manovo no mety e , mbola betsaka zao any no miandry an ise , aza kivy za fa ny koba totoina e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2406