Amour virtuel

1. xxx ( 19/06/2003 10:36)
C pas un problem kom les otrs fa je veu savoir ce ke vous en pensez:
Il ya qqs temps, je suis en contact avec une meuf ki m'écris régulièrement: onse donnait des nouvelles et on s'est onvoyé des photos.Elle habite assez près de chez moi.
Et depuis klke temps elle me dit k'elle est tombée amoureuse demoi et k'ell veut a tt prix me rencontrer(il paraît kell m' a déjà vue al'école)
Je peux vs dire fa tena manja izy an!
Mais moi je nesuis pas dutt tené par cette aventure na de tara @ny aza aho satria attirance physik fotsiny nagmba io ka sur aho fa tsy haharitra(tsy haiko aloha e!).
Fa elle m'a donné un temps de réflexion mais j'arrive pas a reflechir...
novalian'i lilbon ny 28/07/2005 14:32
2. ranb ( 19/06/2003 14:44)
Izao ry namana resaka tanjona io izay mety aminareo hatao fa raha izaho aloha dia hoy aho hoe mila mandroso nareo eh, na omeo ny hafatra izy na asio eh sa dombo nareo raha izay indray tsy haiko
Raha tsy revenareo izy dia teneno na apetraho ny fitsipika dia ho hita eo ny fandehany, lany fotoana fotsiny nareo raha izao no izy, na plastique io na silicone artificiels daholo izany eh reveo amin ny izay mety tandremo sao manenina fotsiny eh
3. dihy ( 23/06/2003 10:58)
essaie de la rencontrer, tu auras peut-être de bonnes surprises !
4. amoureus ( 02/07/2003 15:40)
andrmo ry akama .mety ho fav izany .ataovy mazava fotsiny ny regle de jeu.
5. xxx ( 22/07/2003 17:40)
tonga d hidiro lesy a!
ela zany misy occ fa maro ireo mbola vo hitady
sao tara loatra e!
6. rija ( 17/11/2003 20:29)
Fa elà ve bandy sa tsy bandy e ???? Be resaka tssss ....
7. hendry ( 19/12/2003 17:14)
Nisy namako zay manana cas ohatranao zao, nifankahalala t@ internet ry zareo, dia nifanoratra foana. avy eo ilay sipa milaza ho tara na dia mbola tsy nihaona aza ry zareo. Zaho aloha mino hoe mahay mampiresaka be ngamba ilay namako io. Nony niteny ary ilay sipa hoe tena tia anao aho, rehefa tsy mifanoratra elalela sika dia malahelo be aho sns dia tsy sahy ilay namakoary najanony ny fifaneraserana antaratasy t@ ilay sipa. Ilay sipa nefa mbola manoratra foana ary mitaraina fa tena malahelo be an´ileiry.
Asa na tena fitiavana zany fa dia hoy aho aminao hoe: andramo ka zahao dia ho hitanao
8. six ( 26/02/2004 19:23)
ka maninona anefa rehefa tsy sahy dia tsy natomboka e, maninona raha jerena any aloha izy d hita eo ihany, mety izay anie no mba occasion n-ao raha ohatra enao tsy dia mahasahy loatra e!
alefao rangahy a!
9. jhouhlambout ( 21/04/2004 19:51)
sady akaiky ilay izy fa tsy toa ny sasany @ millions de Km!!! Ka inona ny adrasan'ingahy?
10. lilbon ( 28/07/2005 14:32)
tsssssssssss!
aza manadala less a!
tara ela fa tsy te hiaraka !
il faut savoir ce que tu veux!enfin :?::?::?::?::?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9395