Inn no position tena ankafizintsika?

1. kloon ( 16/06/2003 08:47)
Ö ry vehivvavy namana an! Inn ouah ny position tena ankafizinareo rehefa manao ... e?
2. maka misa ( 17/06/2003 16:32)
aza manao izany fanontaniana izany ianareo fa manala baraka ity site e,
3. lucienr ( 17/06/2003 15:27)
kloon,
Tandremo ihany ny resaka an
4. yloh ( 12/07/2003 18:28)
ratsy izany manafy kilema zany ffa efa fantatra ny joba rehetra mirevy anio ka mbola manafina eo foana fa mba lazao zay tianareo
5. xxx ( 29/07/2003 16:59)
marina ny an'i yloh! fiainana izany ka manin kay raha mba resahina? ny tami'ny andro taloha aza tsy mba afaka nizara izany, dia amin'izao andro efa mazava be izao ve dia tsy mba atao izay azo atao sy ahatsaratsara ny fiainana?

zarazarao samy hanana e ! (izay ao amin'ny lisitra anie hono ka misosy e! sao tara eo nareo an!)
6. xxx ( 04/08/2003 10:28)
ata @ lé minjokoloka no tena ankafiziny vehivavy rehefa manao eh!
Bandy
7. xxx ( 12/08/2003 14:10)
azavao lay izy fa tsy azonay ...
8. xxx ( 16/09/2003 12:10)
Nareo vehivavy anie mihatsaravelatsihy é!! zavatra tiana koa afenina
9. mahaizamifidy ( 26/09/2003 09:33)
Fa loza inona ity hambaranareo ry Vehivavy,io zavatr io anie ry zareo ka natao hakana taranaka,sy ipipizana fa tsy natao ho lelafina sy hakana fafiny e!,izay angamba no mbola tsy hahatongavanny Jesosy satria tsy hanelingelina an-tsika @izany mihitsy izy,imagineo ange e!
10. koty ( 03/10/2003 09:24)
le miongana eo ambony latabatra,nale manokatra frigo ,HI hi hi fanontaniana tiany sasonkanatra io ae
11. holt ( 03/10/2003 10:25)
Raha ny momba ahy aloha dia ilay "position classique" no tiako indrindra dia avy eo ilay sipa indray no eny ambony!!
Zay
12. xxx ( 27/10/2003 17:44)
Ilay hevitry ny sipa mihitsy letsy no ilaina fa tsy ialahy isany no mimenomenona eo ah!
13. xxx ( 27/10/2003 13:45)
Hijery morsa ato aminay angaha ianareo lehilahy,
tsy aleo ilay somary mipetraka eo @ sisim-pandriana dia ilay bandy mitsangana!
sa tsy tianareo lehilahy izany,
valio
14. fijo ( 28/10/2003 11:58)
tiako dia tiako tokoa ry kala a,saingy ny lohalika no reraka avy eo.tsy maninona fa hiafiko e!
15. pisobe ( 04/11/2003 14:17)
salut!
Tsssssssss resak'etotra zany o!
16. xxx ( 04/11/2003 19:39)
tsy misy tsara noho ilay atsangory mivadika aloha e!
17. fijo ( 05/11/2003 20:43)
ary ireo manao solon'anarana xxxxx ireo ve tena pro amin'nyX sa ahoana.mba asehoy ny solon'anarana e!tsy misy mahay izay tena anarana anie e!
18. xxx ( 06/11/2003 13:57)
ny ana 69 no tena tiako
19. fijo ( 06/11/2003 19:12)
ilay izy anie 68 no tena izy fa ilay 69 eme dia fanadiovana fitaovana e!
20. pisobe ( 07/11/2003 15:19)
Salut!
Marina zany ry Fijo a, sarotra be mintsy ny miresaka eto fa rehefa hamaly ny resaky ny ssany enao dia mampiasa ny "X " ohatra hoe misy X be dia be nifanaraka namaly dia lasa indry ny tena hijery hoe X faha-firy moa no valiako zao sns...
Ka ny 69 anie tsy positio e, sa za no tsy maharaka?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5929