gasy miaraka amina vazaha

1. xxx ( 14/06/2003 15:10)
malaza hoe sarotra ny fiainan'ny couple mixte. ka mba te haheno ny hevitrareo momba izany aho alohan'ny hatafidirana lalina!!!
novalian'i rambofrau ny 11/05/2004 19:08
2. voangy ( 16/06/2003 19:24)
Tsy misy hoe sarotra ny fiainan`ny couple mixte io arakaraka ny olonaihany,sady na mixte io na tsia dia rehefa tsy mety dia tsy mety fa ny olonmbelona iray ihany
3. voangy ( 16/06/2003 19:35)
inona moa ny olana raha misy gasy manambady vazaha?tsy hitako aloha raha izaho manokana
4. voangy ( 16/06/2003 08:07)
tsy misy
5. iliade ( 17/06/2003 18:24)
misaotra!
6. yloh ( 12/07/2003 18:38)
milay hono ange ny miaraka @vazaha refa manao nareo indrindra refa misy feony iny fa mba andramo ange
7. rambofrau ( 11/05/2004 19:08)
izaho manambady Rainiboto fa tsy misy olana mihintsy. Au contraire aza milay be le manambady Rainibooto eh. Tsy de interets lotra koa no niarahanay fa tena fitiavana.MBola tanora izy an! fa tsy efa bainina be ohatra ny fahita.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1216