You are here: home > Forum

Inona indray ny ao Toamasina ao?

Lohahevitra : Politika
Fitohizan'ny hafatra : Inona indray ny ao Toamasina ao?
Valiny : 2
hery - 10/06/2003 17:29
Henonay fa misy korontandrotana indray ao Toamasina ao. Tsy mazava anefa na tsahotsaho fotsiny na tena misy tokoa izany gidragidra amin'ny samy malagasy izany. Sao dia mba misy afaka milaza ny tena zavamisy?
Valio | Miverina eny ambony
xxx - 10/06/2003 15:02
Tsy marina izany fa ry zareo CRN
no mody milaza izany mba hanodikodonana ny sai'mbohoaka
Valio | Miverina eny ambony
Gasiaho - 17/06/2014 10:41

xxx
Tsy marina izany fa ry zareo CRN
no mody milaza izany mba hanodikodonana ny sai'mbohoaka

Milamina ny aty
Valio | Miverina eny ambony