je veux d'amie

1. bibo ( 27/05/2003 17:17)
salut je veux d'amie
novalian'i marimar ny 08/07/2005 19:20
2. ravatorano ( 27/05/2003 18:22)
mahatsikaiky
betsaka eto fa anajaranao sisa no mitady azy !

Si tu veux ecris vite aux filles
Y en a plein au namanana.serasera.org
Fais attention aussi et gare au surprise
3. nilsen ( 27/05/2003 11:12)
izay no ilana ny serasera, mba hahitanao namana.
fa ny olona hono tsy natao ho irery fa nasiana namana
bonne chance
4. voangy ( 16/06/2003 19:36)
marina izany
5. manafolahy ( 24/02/2004 19:38)
ManĂ na critaire rehefa mitady namana fa tsy izay manantona rehetra akory hoy mantsy ny fiteny hoe : asehoy ahy ny namanao dia ho fantatro ny toetra
6. jhouhlambout ( 08/04/2004 07:19)
jeux d'amie
7. marimar ( 08/07/2005 19:20)
jhouhl,jeux d'amie comme tu dis...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3367