mora tonga ny an'lery

61. fijo ( 02/12/2003 19:17)
andraso aloha fa andramana ary,dia lazaiko eto ny vokany.Hay,kay moa mbola hitady ilay hanandrana azy miaraka amin'ny tena,izay koa no loza.
62. niainarr ( 03/12/2003 10:55)
Ary inona no vokatry ny cola raha isika vehivavy no mba mihinana azy????
63. fijo ( 04/12/2003 20:01)
anandramo dia mba lazao anay eto koa e.
64. xxx ( 10/12/2003 18:00)
Diso le oe sportif elabe o!
Za mitsy no porofo fa refa mikotrana be lotra de raima kely io ! Na 1er na 2em tour... !

Tsy misy afatsy miresaka sy filamina-tsaina! rah vao mikoropaka, mataotaotra, sns ...( misy contrainte ) de speed be io !
65. fijo ( 11/12/2003 09:45)
sao dia sportif malemy lamosina ianao ry akama.
66. xxx ( 11/12/2003 19:44)
sportif de haut niveau @ sport de combat lesy za ry akama a! Minoa fotsiny iany !

Tsy hainao marina zany oe tena manao stage precompetition zany a ! Alavirina vevavy sy revy.Vao amita aveo fa tonga de purge be mitsy !!! :-D
67. xxx ( 11/12/2003 19:54)
sportif de haut niveau @ sport de combat lesy za ry akama a! Minoa fotsiny iany !

Tsy hainao marina zany oe tena manao stage precompetition zany a ! Alavirina vevavy sy revy.Vao amita aveo fa tonga de purge be mitsy !!! :-D
68. fijo ( 11/12/2003 19:20)
saina letsy io ry akama.nanao io sport lazainao io aho taloha,ary nandalo an'izany préparation izany,fa tsy nanao toa izany hoe vao mahita dia purge.
69. ralanz ( 01/01/2004 18:50)
conclusion :misotroa coca kely na mihinana sakamalao kely na manaova sport kely aloha ,na koa mihinana tamenaka atody sy siramamy 3 heures avant.avy eo mirevy milay aloha vao mampiditra ,nonoy kely ne ny lery asaivo nonoiny be mihitsy nendry ,asaivo mampiditra capoty izy ,sur aho fa samy ho afapo nareo
70. rinakely1 ( 05/01/2004 12:58)
tsy mety angaha raha nonona miaraka @ kapoty? hi!hi!hih!hi
71. fijo ( 06/01/2004 09:54)
merci rina an.mahita atsafaina foana an.ataovy kapoty ilay manimanitra ary raha izay.
72. lema ( 08/01/2004 15:23)
ny fanaovana kapoty ohatran'ny mihinana pecto oa anaty fononyny fofony ihany no eno ka asanao ry rinakely
73. fijo ( 08/01/2004 18:39)
misafidiana ry rina a,avec ou sans kapaoty.
74. xxx ( 30/01/2004 12:10)
Anjarako zao no miteny,aleo mihintsy hizarako azy aminareo,ny anay a,inspiraka no atao be dia be,mihinana tonic form aloha izy alohan'ny hirevena(jereo fa misy io fanafody io eny amin'ny pharmacie sady 10.000fmg no vidiny),avy eo izaho indray no valaka alohany. Bof andramo nge e! dia rehefa vita dia mbola misotro iray sotrokely ndray fa milay io!
Dia mba asaivo mikotrana kely izy fa sao tsy ampy fanatanjahantene e!
Zay fa bonne chance
75. ze.2 ( 21/03/2011 10:33)

fijo:

andraso aloha fa andramana ary,dia lazaiko eto ny vokany.Hay,kay moa mbola hitady ilay hanandrana azy miaraka amin'ny tena,izay koa no loza.
bold text raha hitady anandramana azy ianao iza afaka manampy anao e!
76. mpisotrtoaka ( 11/04/2014 11:06)
Salama daholo ! Hips ! Hips ! Ny ahy zany mety ho elabe vao tonga e !?
77. Ralobo ( 13/11/2015 07:28)
mihinana cola de asiana sakamalso
kely. eny misy karazsna viagrko ge e imiala
nenina enao dray no reraka!!!!eo
78. Ny_Arlinah ( 25/04/2018 04:08)
Salut.Misotro mangidy 3fois par sémaine e! de rehefa manao koa dia tsy atao akisesy kely fa alamina tsara!! d araka ny tenin'ny namana teny ambony hoe rehefa tady andeha dia miala kely aloha,na manova position..!
79. lhomme ( 25/04/2018 06:59)
izao aloha no lazaiko @ nareo normal ilay voalohany rs hoe tonga aloha fa tsy resaka fahasalamana izany tandremo fa ny fitazomana ny super iny rehefa tokony hande no mahatonga ny prostaty ho any ilay mitady mpampianatra indray dia afaka manoro ny tokony atao aminy aho
80. lhomme ( 25/04/2018 07:07)
tiako be ri fijo raha isika no miaraka tonga dia ataoko am le oui tonga lafatra tsara sa ahoana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3878