Frère amooureux !!!!!!

21. xxx ( 13/09/2003 14:14)
Amin' izao fotoana izao dia atao fitaovana entina manafina ny toetra ratsy ny finoana an' Andriamanitra.
Mampalahelo . Ary ny tena mampihoro - koditra dia ny fahasahian ' ireo mpitondra fivavahana manimba ny zaza tsy ampy taona.
22. rfanjav ( 16/10/2003 14:42)
Aza mitsara hono mba tsy hotsaraina!
Olombelona toy ny olombelona ihany ireo fa sao adinonareo! Marina fa tsy tokony hanao izany izy, nefa tsy ny vehivavy miaraka aminy koa ve no tokony hahatsiaro tena voalohany e,
sa nanao fanahy iniana nivadika ho eva mihitsy hamitaka an'i adama?
23. fijo ( 17/10/2003 08:17)
ny frere anie tsy hoe tsy mahazo manao firaisana e.ny manambady no tsy azony atao satria manelingelina azy amin'ny asa fampielezana.koa tsy misy tsiny mihintsy raha mba manana sipa izy.Fa tsy manam bady kosa.Fa dia an'ilay sipa no misaina.rajesosy aza anie nisy an'ny mary ilay mpivarotena e.
24. jm ( 05/12/2003 09:24)
Tsy koà zany io é,ny olona ety ivelany fotsiny no mihevitra hoe zavatra grave be io,tiany ilay olona,miaraka izy,tsy hitako izay zavatra tsara ankoatran'izany.na manambady aranyizy tsy mampaninona izany,vitany foana io asa fampielezana io,zà aloha mi-encourager an'dry lerony reny mintsy é.
25. jm ( 05/12/2003 09:37)
Tsy koà zany io é,ny olona ety ivelany fotsiny no mihevitra hoe zavatra grave be io,tiany ilay olona,miaraka izy,tsy hitako izay zavatra tsara ankoatran'izany.na manambady aranyizy tsy mampaninona izany,vitany foana io asa fampielezana io,zà aloha mi-encourager an'dry lerony reny mintsy é.
26. xxx ( 06/12/2003 16:22)
nareo kosé!! izy aza v d diso ra nitia ol!! fa d oh inn kosa nareo!
27. hendry ( 19/12/2003 16:36)
Zao kosa aloha e: araky ny henoko dia efa nisy fikambanana sasany @ mompera no nangataka ny hanambady saingy tsy eken´ny fiangonana katholika hatr@ zao. Mba efa mahatsapa anie izy ireo tsy ho tantiny ny fakam-panahy matoa mangataka zany izy e. Tsy manome tsiny azy ireo aho @ lafiny iray satria olombelona nofo sy ra manana fo mitepo izy. Zao kosa anefa misy karazany ireo mompera sy masera ireo. Araky ny fanazavana azoko t@ mompera iray dia misy fikambanana manao voady mihitsy ny hanokan-tena ho an´Atra ka tsy hanambady, misy kosa anefa fikambanana tsy nanao voady izy fa anisan´ny tarigetrany fotsiny ny hanokatena ka tsy hanambady, azo leferina ihany zany raha toa ka ireo tsy nanao voady no manao sipa.
28. shala ( 01/10/2013 06:39)
za ret ten frere n akamaroan namako f 1anatin 10@ren ts manao sip a!ms eveka ar ne amoureux,anazy&A\tra in e!
ta2rako ftsn enareo oatra tn vrai ti a!cousin ako anao voady faran no niala,napalhlo n famill rhtr. l andro alahad anamasina2 azy iny mits izy vao niten f mbl ts vonon,akor naazo n mpanotron az?lan frai&ftn n olon n ma2ny mo d toran mits t@zay,menatr n rhtr.keli2 tat aorin izy nabevoka sipa,ts maints natao marriagn.

ka io ret ts d azo tsarain tsik olmbel a!vocat*ko io f ts rf miditr ao iz d ts maints las o moper fn.frere namako 1 zay ko miten f ts anao mopera zn izy f ataon atafit az@fenaran fotsn d mial iz aveo.ren mants d mandalin zvt bobak tokoa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2293