ireo hira azo nohenoina

1. lalaina ( 21/05/2003 14:09)
fa naninona no najanona ireo hira mba azo nohenoina tato nefa izahay dia nanantena fa hihamaro no ho azo henoina.
novalian'i taratra ny 16/02/2004 18:20
2. hery ( 21/05/2003 16:28)
Tena mbola eo am-panavaozana tanteraka ilay takelaka tononkira izhay. Hitanareo ihany angamba io fiovany io. Rehefa vita tanteraka io dia hiverina eo indray ny hira azo henoinia. Hitombo sy ho tsaratsara kokoa aza fa aza matahotra.
3. kally ( 10/09/2003 19:33)
Fa maninona kosa ho'a no ajanona amin'ny 12 alina ilay izy neaf izahay mba faly ery rehefa amin'ny 1 maraina iny mihaino malalaka.fa tsara be aloha mahafinaritra fa tohizo,sarotsarotra kely ny mihainoa zy rehefa atoandro,tapaka matetitetika,asa mbola hatsaraina?
4. taratra ( 16/02/2004 18:19)
mba mangataka tantara ko zany zahay raha izany.
oatra oe mba asinareo programme ho any tantara manokana.
zahay no fanirinay aty satria mantsy misy olona aty efa ela tsy mba naheno an'zany tantara zany...t@1990 izy no farany naeno tantara gasy.
de mba mangataka film ko raha gasy misy.
fanirina daoly zany.
5. taratra ( 16/02/2004 18:20)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3269