TONONKIRANA RAP GASY BE

1. rasam ( 20/05/2003 12:13)
Mba maninona hoy aho isika no tsy mandefa tononkira rap tena rap mihintsy e, fa ireo mozika hafa foana no misandoka hoe rap amin'ny internet ka mahasosotra. Mba mandefasa tononkira e
novalian'i malagasy ny 16/12/2003 19:27
2. sifotra ( 30/05/2003 09:25)
ohatra we inn zany ? inn le izy de inn le tsizy ?
3. rinakely1 ( 29/11/2003 13:39)
tsy hazoko ny tinao ambara
4. malagasy ( 16/12/2003 19:27)
Zao ary eh .
Mihainoa ny radio-ko , na tongava maka hira ao @ site-ko , dia mangalĂ  hira dia adikao ilay tonon kira ..

http://stko.dyndns.info/
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2626