Mpihira diso lalana

1. xxx ( 19/05/2003 13:27)
mahavariana ihany ilay mpihira atao hoe THIARY satria raha ny lalana nolalovany (mpanao variété, reggae,dombolo, hira gasy ...) dia hita fa tsy mety malaza izy ary tsy manao hafa tsy ny maka tahaka nefa dia izao izy milaza ho mpiaro ny mpanao hira gasy (aleo ihany ny anay ho izy ao @ tarika petsa-bava) ary tsy vitan'izany fa manaratsy be fahatany ny mpihira sy ny gadona hafa
Tsy lasa ireny é!
2. zala72 ( 20/05/2003 11:27)
marina ny voalazanao fa ny hitako mahatonga an'i lery tsy mety lasa mihitsy dia izy tsy manana an'ilay antsoina hoe originalité nefa anie lery tena tsara feo be e!
3. rasam ( 20/05/2003 12:04)
"Tsy andaniako arizato hono!" Izany ve ny toetsiny ? Hitako izy no tsy tafita.Eny e marina aloha hoe tsy gadona gasy ny Rap sy ny Hip Hop kanefa ve isika dia tsy hiroso any amin'ny tsaratsara kokoa hatrany? Tsy hoe ratsy tsy akory ny hira gasy fa raha amin'izao andron'ny fahalalahana izao dia tsy azo atao angamba ny manao vava tsy ambina amin'ireo tsy mitovy kilasy mozika ohatran'ny anao. Izay fa raha ho tohizana hono manjary mihitatra tahakan'ny lasitika fa isika gasy hono fatrapanaja ny hafa ka maninona moa raha mba mifanaja sady ny rap ange tsy ratsy e. Raha mitady fanazavana fanampiny dia hanoraty aho. Misaotra
4. sifotra ( 05/06/2003 14:36)
Mpihira mikoroso fahana; azafady: efa any @ fahana.
5. xxx ( 15/07/2003 09:34)
hita fa tena artista tsy mba mahaliana mihintsy fa mandreraka be kiana fotsiny, manala baraka ny matavy resy ! tsss
6. xxx ( 29/11/2003 13:42)
tsssssssss fa d inn loatra ary no mampalahelo anreo @zany e! Tadidio fa ny mpihira rehetra d manana ny gadona-ny sy ny tononkiran'ny manokana ka inn ary no mamparary ny lohan'areo @ zany!
Mahazo mifidy zé tiany henoina e!
7. mouvoka ( 14/12/2003 20:53)
Mpihira diso lalana ahoana ? Fa angaha misy definition-ny mpihira ? mba ilazao aho hoe ? Nefa na izany na tsy izany tokony tsy variana manankiana fotsiny fa mba manaova ho hitanay e.
8. adamilus3a ( 03/01/2004 18:31)
ka le manakiana ge no tena milay e! de @zay atao oe kantomanankiana,denareo ko zao manao kantomanankiana anlery de otraizay foana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2901