pelaka

81. lives ( 23/12/2003 14:04)
Mahagaga be ahy fa taloha ity sujet-ako ity dia kiana fotsiny nefa toa las débat milay be hihihi
82. madasuper ( 23/12/2003 14:12)
tazony ny personnalité an'élah lesy lives dé milay zany !!!
83. xxx ( 23/12/2003 14:26)
HOW NICE IS IT !
84. bedard ( 23/12/2003 19:48)
Lives,
il ne s'agit pas d'une serie B, ou d'un film, mais d'une vie pleine de mouvements, comme j'les aime.LOl!
toujours courage!
keep cool!!!!!!
85. bix ( 30/12/2003 14:52)
aleo samy ho sendra izay tandrifiny ny tsirairay dia samy mba hiaina amin'izay hiainany koa ! fa raha tianao ny hanadiady bebekokoa dia he ! he he !!! dia ..........................
86. fijo ( 30/12/2003 18:35)
marina ra bix.ary i rabix ity ve,ilay rabix maimbo tongontra teny ankatso e
87. rinakely1 ( 05/01/2004 13:45)
manala baraka indray ry fijo zany an!
88. fijo ( 06/01/2004 11:15)
an,an,nisy akama izay nantsoina toy io,ary dia efa miaiky mihintsy i lery antsoina toa izany.
89. lives ( 06/01/2004 12:32)
I LIVES IHANY ITY E MILAY BE ILAY PARTIOCIPATION ANAREO FA IZAY TSY MAHATANTY TOKONY MANDEHA ANY FA TSY FALY MANAKIANA,RESAKA NO ETO FA TSY OPA.
CIAO à VOUS TOUS.
90. fijo ( 07/01/2004 09:38)
marina izany,fa aza sosotra e.samia mitana ny fahendren tsika.
91. bix ( 12/01/2004 15:04)
aza maka lagy koa ry zalahy fa ezaho ny ho kalma fa raha rangitra ialahy isany dia avy koa ny mpandrangitra , avelao fotsiny izy hanana ny heviny fa raha izaho aloha dia tsy miraharaha aho okay
92. bix ( 12/01/2004 15:08)
aza maka lagy koa ry zalahy fa ezaho ny ho kalma fa raha rangitra ialahy isany dia avy koa ny mpandrangitra , avelao fotsiny izy hanana ny heviny fa raha izaho aloha dia tsy miraharaha aho okay
93. fijo ( 14/01/2004 10:33)
izay.be cool.
94. diasn0732 ( 12/09/2018 02:57)

fijo:

izaho indray aloha tsy manome tsiny pelaka e.tsy azo itsarana olona io,satria ,na izy aza anie mba gaga rehefa mahalala fa toa izay izy e.fa tsy hafaka manao inona satria izay no natiorany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6895