pelaka

1. lives ( 16/05/2003 14:09)
pédé aho ary faly noho izany toy ny bandy rehetra aho kanefa kofboy no tena tiako ahoana nareo @izany?
novalian'i diasn0732 ny 12/09/2018 02:57
2. zafy ( 16/05/2003 15:38)
izay tianao fa ianao ihany no erany.Izany hoe ianao manao sarim-bavy sa....'
Dia nilaozanao izany ireo tovovavy gasy mahafinaritra daholo ireo sao hanenina any aoriana any katsy misy hijery anao intsony izay nahafantatra anao
3. zafy ( 16/05/2003 15:41)
izay tianao fa ianao ihany no erany.Izany hoe ianao manao sarim-bavy sa....'
Dia nilaozanao izany ireo tovovavy gasy mahafinaritra daholo ireo sao hanenina any aoriana any katsy misy hijery anao intsony izay nahafantatra anao
4. xxx ( 23/05/2003 10:47)
Dia mazotoa ry ise mba hahita izay mendrika anao a! izaho aloha dia tsy ao anatiny ka tsy dia mahafantatra loatra hoe ahona marina ny fomba fijerinareo pédé.Ataovy izay ahatongavana aty an-dafy fa aty no tena betsaka ny olona sahala aminareo...
5. lives ( 24/05/2003 14:27)
misatra re aaaaaaa
6. xxx ( 29/05/2003 08:05)
ratsy be izany tantaran drangahy izany kono tsy aleo ve mamono tena mba ho haingana na aleo ihany mimasta foana @ ireny film porno ireny toy izay vaky derika tsy fidiny eo , sa tsy tian drangahy angaha raha mitifitra derika ana sipa sa i nga mihintsy no voalaza ny fitenenanahoe adany toan dry pd
mazotoa ihany aloha satria olombelona ianao ka afaka miaina @izay tianao iainana fa aza helingelenina anefa ny hafa .
veloma@ izay dia aza tezitra fa fiainana izany iriako fa tsy naniry ho pelaka akory ialahy na dia izany aza be dia be ny lehilahy ratsy tarehy fa mahazaka joba be fika be sady tsara tarehy ka mba misaina ihany any an tsy kivy fa mitraka hatrany ...............
7. xxx ( 04/06/2003 19:28)
Aza mankaty @ resa-dehilahy aty fa tsy bandy ange izany pelaka izany(sady tsy sipa koa aloha e)!
8. rabro ( 13/08/2003 12:16)
mitovy amin'ialahy koa aho, je te dis en toute franchise: vis ta vie et respectes les autres (no comment.)
à plus
9. cocory ( 23/08/2003 08:36)
Vehivavy aho.Ianao ihany no mahita na mety izany na tsia;Tsy manankiana anao aho fa raha ny hevitro aloha dia tsy dia mety satria ny lahy sy ny vavy no nataon'Andriamanitra hitambatra.Saingy tsy sarotiny aho aloha raha namako no sanantria pelaka fa mila "tolérance" ko amin'ny fiainana.Izay fa dia anao no miheritreritra.Mahazo izay hirina e!
10. jao ( 07/10/2003 17:25)
Miarahaba,matoa ianao natao ho lehilahy dia tokony hanakambo hijoro @ maha izay anao izaho aloha dia hireharehako ny maha lahilahy ahy . Ianao anie lehilahy foana e! Amboary ny toe-tsaina fa diso lalana ianao mbola fotoana azo hiovana izao porofoy fa lehilahy ianao matanjaka mahery.
11. koty ( 09/10/2003 18:53)
DE MITIFITRA SA TIFIRINA IANAO?MAZOTOA EH;
12. xxx ( 15/10/2003 19:19)
tsy aleo ve izany pelaka izany ajanona any ivelany e, aza ampanjakaina eto M/ra fa mandreraka be na ny mieritreritra azy aza! vao oviana koa moa ny gasy no nahalala an'izany fa tsy nentin'ny vaovao vahiny sy ny vazaha fotsiny
13. fijo ( 17/10/2003 19:54)
reveo izay tianao ary aza manelingelina olona.dia ho hitanao fa tsy misy panelingelina koa ianao.
14. xxx ( 21/10/2003 19:41)
Tsy mety izany pelaka zany e ! Miady amin'Andriamanitra zany. Hoy enao zany amin'Andriamanitra hoe "Nahôna za no nataonao lahy fa vavy no tiko" de lasa enao manao vavy nefa lahy be. ha ha
15. fijo ( 23/10/2003 08:42)
tsy misy idiran'izay andriamanitra io ry akama.resaka ormonina io,fa aza miankina amin'izay tsy hita any.ary olona toa an-tsika io na pelaka aza.hajao izy fa tsy naninona anao.
16. xxx ( 23/10/2003 09:53)
zavatra namboarina izany pelaka izany e! naninona hatr@ izay tsy nisy an'izany nefa velona ihany! @ izao atao izay hampalaza azy, dia milaza ho pelaka daholo izao olona rehetra izao!
mahamenatra be!
17. fijo ( 24/10/2003 08:39)
tsy naheno ianao fa tsy hoe tsy nisy izany taloha.izao efa mivoatra ny toetsaina,ary efa miha malalaka ny fisainana,koa mba manana ny zoany koa izy hiteny izay momba azy.aty france anie misy ny andro natokana hoa azy ireny,ary dia miara mifaly aminy ny olona rehetra.tsy misy olana mihintsy.koa mba ovao amin'izay ny fisainana,fa efa 2003 izao.
18. xxx ( 24/10/2003 17:44)
Dia efa nekena ve any ny mariazy sy ny fananganan-jazan'ny pelaka?

Raha izaho aloha no afaka mifidy dia NON foana no ataoko e!

Désolée fa tsy miady @ fisainako izany, tsy maninona na ataonao ho fisainana taloha be aza ny ahy!

Manelingelina maso be ny mahita lehilahy roa mifampisakambina fotsiny eraky ny làlana aza!

INIMAGINABLE et INACCEPTABLE.

19. fijo ( 28/10/2003 12:25)
rehefa tsy tantinao ny mijery azy ireny dia akipio ny maso,fa aza manelingelina azy.any hollande dia ekena ny mariage homo,tsy itako mihintsy izay olana amin'izany.rehefa tsy ao ny tena dia mba manaja ny sasany.rahoviana isika vao hatanty democratie raha tsy hafaka hanaja ny hevitry ny sasany?
20. lives ( 04/11/2003 13:44)
Mahafinaritra be ny participation anareo na dia betsaka aza ny kiana...Néanmoins lazaiko @ nareo fa betsaka ny tanora manao io zavatra io ary toe-tsaina toy ny anareo mpanakiana ireo no mahatonga ny olona ho mal à l'aise any ka manafina ary miaraka @ vehivahy nefa tsy tia akory...Dia mahafinaritra ve ny manakiana?Omeo kely hoe ny raison maha innacceptable azy...
Ny maha voa anareo dia mana toe-tsaina antitra be .....Aleo iha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4338