Masturbation

1. xxx ( 09/05/2003 09:52)
Manontany tena ihany aho ry zalahy hoe hatramin'ny firy taona ary ny bandy no mbola vosariky ny masturbation fa izaho izao 23 taona nefa dia mbola manakny foana e!
Na manana sipa ary dia toa mbola ilaina ihany ny rano sy savony hanamaivanana ny tena o ? sa ahoana ?Sa izaho no tena tsy norm?
2. carla ( 09/05/2003 10:41)
de mahazo tsirony ve ianao?
3. nary ( 09/05/2003 12:33)
tena marina ve izany ry akama sa mba resaka ny anao .Izaho koa taloha nanao izany fa izao aho tsy de miraharaha io intsony mahandrasa fa afaka ho azy io eh
4. xxx ( 09/05/2003 15:04)
Lasa fahazarana tanteraka io raha vao mahita tsirony. Aleo miezaka miala dieny tanora. Ny fomba fialana aminy dia atao izay tsy hisian'ny occasion hanaovana azy e. Ohatra hoe manao sport be foana.
5. fidia ( 09/05/2003 15:38)
tandremo lesy fa manimba ireny a, teren'ny sain'ny la le izy vao mivôka ka manjary mibahan-toerana ao ny filana, simba ny memoire n'i toi fa ajanony
6. tix ( 10/05/2003 16:02)

Tena aleo tsy manao an'io ry zama fa tena ratsy io no sady tena mahamenatra hotrany hoe tsy manana joba ialahy. Rehefa te hanao anio de aleo avily any @ zavatra hafa ny heritreritra
7. xxx ( 10/05/2003 19:10)
Amiko aloha ry zalahy dé mety ilaina ihany ilay izy rehefa tena mahatsiaro seul toi na tena misy zavatra manaitra tampoka (naturel be izany é!) saingy ezahina ialana tsikelikely sô efa manambady ialahy mbola manao izany ihany !
Raha ohatra 3 fois par jour izao dia mba ahena tsikelikely 2 fois etc...
8. tom ( 10/05/2003 09:11)
tsotra ilay izy ry bandy akama à! ampanajana ihany fa rehefa mahazo azo toaona 'ty de afaka io nefa tandremo sao dia lasa ho azy na dia mitsiriritra eny andalana aza ka eo vao tatara.
9. ravatorano ( 12/05/2003 11:39)
tena kôzy ve fa mahavita an'izany lésany razoky ! tsy vitako zany fa tena manimba klé ! tena conditionné-n'io ianao ry tsamy fa tandremo ah!
sao dé rehefa manambady ka mbola hamotsotra ihany !
10. lives ( 16/05/2003 14:13)
tsy maninona izany e!!! ki n'a jamais voulu se faire du plaisir soit mème tsy koa io fa molomolo fotsiny e!!!!1à2 fois par semaine io dé normale sady maha lava vatana io an !!tsy vatana fotsiny fa.......
11. xxx ( 26/05/2003 11:53)
aoka leisy ry akama.... Savony sy rano ve dia hahasolo an'ilay "tena izy"??? Mbô marina rahalahy fa mila miataka @ io nareo ah... Kôzy eh
12. ankoay ( 28/05/2003 17:52)
tandremo ihany izany ry akama an!!
mampisy kitro ny tanana ange ireny eh! sady maha jamba !! hihih!!!
laingako izany fa rehefa mhazo tsirony de tohizo foana! aleoko aloha mi-mast toy izay mandeha mamely koaitra eh! ary nareo?
13. djiulambout ( 15/06/2003 10:36)
ka izany mintsss zao no saika ho esahiko eto, resaka AIDS na SIDA
fa any afrika ono nge, misy tanana 1/2 voan ny sida e, ka raha olona any @ izany tanana izany ve, na ohatra oe, enao no tafalatsaka any e, de aôna.
misy olona avy aty ono nandeha tany e, de tonga oziz ny olona tany oe, tandremo, raha hanann, ity ny savony.............

mampieritreritra an,

14. amoureus ( 27/06/2003 17:56)
aza manao an'izany letsy fa aleo ihany ilay tena izy a! manjart @tena izy ingahy vao sahirana.ataovy mihintsy izay ialana @io fa ratsy io e!
15. xxx ( 28/06/2003 12:29)
tsy azoko le masturbation.
Misy afaka hanazava ve fa taraiky be za
16. yloh ( 10/07/2003 18:19)
tena raha za aloha éla dia ajanona
satria ny savony hono gé lesy
mahamaimbo sipa dia tian'éla ve nyjoba là misy fofona fa aleo maka
koaitra dia tsy adino ny protector na teneno ny joban'éla hi-zoom foana raha tsy mety izy dia hovao fa tsy mila plaisir zany lé joba mi'revy ihanyno tena milay sa ts'izany sur e!
17. xxx ( 10/07/2003 15:25)
ho anao tsy mahazo ny ato heo masturbation : Jereo dictionnaire Le petit LAROUSSE grand format page 634
Raha mbola tsy manana , misy amidy ao @ Librairie mixte ( 250 000 fmg ny iray )
18. xxx ( 17/07/2003 09:31)
Aza taiara @ zany masturbation zany fa zavatra "natioraly" tsara izany sady raha ny hevitro joba alony de afaka ho azy izany e! hitako tao @ boky 1 fa 90% ny kofa mi-mast ary 50%ny joba!!Raha mila asorina izany tsy de misy h@ 75 taona mbola ho eo ihany!!!!
19. xxx ( 23/07/2003 18:04)
Fa zao oa ry zalahy: ny "abus de masturbation" de mety miteraka "cancer de prostate"!!!Tena kozy zany fa tsy blague!
rehefa mi-mast de aza de mamba loatra na de zvtr norme aza io!!
(joba)
20. xxx ( 16/09/2003 12:35)
Izay mbola tsy nimasta aoka hitorabato ahy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4611