fitsapana

1. xxx ( 16/04/2003 15:12)
Zà de vehivavy 21 taona. Miaraka amina lehilahy izay tena tiako aho. 2 taona izay no niarahanay. Natahotra anefa aho fa miala bala foana izy rehefa manomboka miresaka ho avy izahay. Tsy maintsy mitandrina aho izany. Amin'izao anefa dia nofandrihako kely izy sao tokoa dia... efa herin'andro mahery izay dia nolazaiko fa mitoejaza aho. Tena tsy marina io fa tena fitsapako azy fotsiny. Amin'izao anefa hitako fa sahirana be no lohany. Manomboka tsy tonga aty aminay intsony izy. Manomboka mihafahafa. Mbola tia ahy ve izy ? Ary sao dia tsy nety ny nataoko ? Mampalahelo ahy izy sady za koa malahelo ny fiarahanay simbasimba.
novalian'i jm ny 22/12/2003 20:46
2. xxx ( 16/04/2003 13:14)
Na dia tia anao aza izy inoako fa mila maka saina kely aloha, sarotra manko ny manova ny saina vetivety eo hoe "efa dada". Tsy tia moa izy dia mety te-hanakivy anao, indrindra raha mihevitra hoe voafandrika. Raha izaho ianao anontaniana azy ny anton'ny fihetsiny, dia tsorina aminy koa ny marina. Sao tara loatra. Sao mba tia anao ihany izy ka ho diso fanantenana be maheno hoe lainga hay ilay izy. Mahereza !
3. xxx ( 17/04/2003 16:49)
Sûr aho fa tena tsy nety ny nataonao taminy satria tokony tsy izay ny fitsapana nataonao taminy fa tokony zavatra hafa akôtr'io e!
4. xxx ( 17/04/2003 16:59)
Sûr aho fa tena tsy nety ny nataonao taminy satria tokony tsy izay ny fitsapana nataonao taminy fa tokony zavatra hafa akôtr'io e!Tsory aminy ny marina hoe tsy misy an'izany sa tsy maaarina zany!!!Sady no mahatonga azy mihafahafa an:mety ohatra hoe mbola tsy vonona izy @zany.sady ny eritreriny zao hoe nareo koa mbola tsy vita raharaha akory de nefa efa zaza no lasa aloha.!!!!!!!!!zay fa veloma e!Mahereza e!!!!!!
5. zarai ( 18/04/2003 15:44)
Tsy mety ilay fitsapana fa raha mahafantatra ny marina izy dia vao miha-lasa tanteraka. Avelao fotsiny aloha @ izao dia rehefa hita izy tsara ary raha tsy hita intsony izy dia voavaly ny fanontanianao. Aza kivy na tia be aza fa mbola tsy anjara matoa tsy mety e. Mahereza.
6. xxx ( 18/04/2003 16:53)
Tena diso tokoa ianao raha izay no fitsapana anatonao atria tsy misy tsy tian'ny lehilahy mihoatra io heo izaho bevoka io... Ka matoa izy misalasala ohatra izany dia mbola misy olana eo aminy eny na dia tena tia anao tokoa aza izy.Nefa manomboka izao dia mino aho fa tsy ahatoky anao intsony izy raha vao fantany hoe lainga koa io (en plus ..)
Ny hitako afaka hataonao aloha dia ny miresaka aminy , manao azafady si possible dia mba azavao azy tsara ny nahatonga anao niteny azy izany...Mahaiza miresaka dia mahereza e...
7. manakasina ( 19/04/2003 13:32)
tandemo tsara fa ny lehilahy anei ka tsy mivaky loha @izany jereo tsara izay ataony vao
mandray fanam-pankevitra ianao oahtra moa izy tsy mivaky loha dia mitadiava solony fa kilalao ny azy ok
8. levondraky ( 06/05/2003 13:05)
Tsy manome tsiny anao indray aloha raha izaho. Raha tena tia anao ilay tary, dia tiany foana ianao na mpavandy aza. Rano raraka iny. Rahatrizay miova lehilahy inanao (mety hisy izany nefa mety tsy hisy) dia laingao indray izy fa mbola virijiny inanao ka tsy tia mandrava zavatra raha tsy amin'ny alin'ny mariazy. Izany no fitsapana tena izy.
9. sifotra ( 07/05/2003 17:36)
Maninn ko raha lazaina hoe misy SIDA ianao ?
10. xxx ( 23/05/2003 10:44)
Tena tsy mety mihitsy ny ataonao.Lehilahy aho miteny. Ianao mihitsy no manimba ny fiarahanao.F'angaha ataotao foana izany miteny hoe "mitoe-jaza aho mitoe-jaza aho"?? na misy aza ny olana aminareo momba ny ho avy, dia resaho miadana sy am-pahatoniana izy. Matoa izy anie tsy mbola mieritreritra ny ho avinareo dia mbola tsy vonona mihitsy izy izany e.Zany nefa tsy manakana azy ho tia anao! fa ny fotoana fotsiny no mbola mila omena vahana kely...mahareta fa rehefa anareo ny anjara dia tanteraka foana izay niriana.
Fa aza lalaovina hoatr'zany ny fiarahanareo. tsy manome tsiny azy mihitsy aho raha mitsoaka anao izy satria tsy nifanarahanareo mihitsy ny fiavian'io zaza (fictif) io.
11. xxx ( 25/05/2003 11:59)
raha mitady ny olonamatotra ndry
dia ny manova no mety, na dia tsy vonona aza izy ny hanambady andry tokony mba manazava andry ny antony fa tsy hanao fihetsika toy zany, ndry fandrihany eo nefa ny fotoana mande ihany, asa izy na hitsipaka avy eo, za aloha dia izany, tsy mandany andro ,tsy hoe tsy tiako izy fa za koa tsy hampijaly
ny tenako aminy eo, ary ny rahavaviko indray dia mifanohatra amiko ny toetrany niandry ka niandry, indrisy anefa.... niandry 10
taona nefa de rava maina satria nahita sipa hafa lay bandy,tena misy ny toy zany fa anjarandry no mieritreritra, dia mazotoa akia a
12. anjakely ( 20/06/2003 15:36)
fitiavana ara nofo fotsiny zany nya anreo fa diso enao ananiky ni coucher taminy hatram zay
13. xxx ( 21/07/2003 12:45)
adalàna miharo tsinjaka ny anao niteny taminy anizany hoe mitoejaza zany, fa matoa alo marary @ zany ny lohany de mba olona mieritreritra ihany izy, tsy mbola matotra ho eo @ sehatry ny tokatrano io lehilahy io, mbola matahotra ny mandray andraikitra, mila mbola mifampitaiza kely ianareo alo zany, tohizo ihany ny fampiarahana fa aza de variana@ sexe fotsiny ko anefa, tandremo ny aretina..
14. rinakely1 ( 17/12/2003 16:15)
tena lelà mitsoka adidy izany fa avelao ho any !
nefa raha izao enao vo hiteny azy we fitsapana izany , mety hivadika @nao mitsy izy ka aza tenenina na d lainga aza e!
aleo harary kely any ny lohany!
15. jm ( 22/12/2003 20:46)
Tsara tokoa ny nataonao,fa raha tena tia anao izy tsy tokony ho hitanao eny ihany,io tsy ho hitanao ao anatin'nyfotoana aingana fa ela satria mety tia anao izy nefa nokorontana ny sainy,fantaro anie é,misy zaza ho tonga zavatra goavana anie zany é,raha any aoriana any izy no mio va ny fihetsiny aminao,tsy tiany ianao zay,hi hitanao eo ihany éé,fa dinio tsara,dé rehefa hiteny azy koa ianao hoe tsy marina io fa lainga,mety ho tezitra koa izy,bon zay..........
rinakely1 à,mba ameo chance ihany ny bandy é,zay anie olombelona é
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9827