Jeu de couleurs

1. hery ( 16/04/2003 15:04)
Iza no mba afaka manome jeu de couleurs hafa fa mbola misy site serasera hitadiavana couleurs.
Izany hoe lazaina ny loko afaka miaraka. Ohatry ny hoe amin'ity forum ity dia ireto no loko miaraka
#996600 - #FF9966

Misaotra
novalian'i six ny 03/03/2004 17:13
2. jimie ( 06/06/2003 17:17)
ny couleur tiko ny ahy no teneniko manga sy mainty
3. kally ( 10/09/2003 19:45)
Tys mety izany raha maitso be sy volomparasy antitra?Sô orange sy volomparasy be ohatra.asa.
4. isrine ( 13/11/2003 11:11)
Salut!
Tsara ny manga tanora, mena, fa tsy mena be akory.
5. ariary ( 14/11/2003 11:13)
Andramo hoe ity:
#339999 - #99C0C0 - #CCE0E0

Na koa ity:
#00A0BB - #A0C8D8 - #D0E4EC

Azonao atao ny mijery n'ireo loko ireo ao @ maquetten'ny site perso-ko:

http://rmjy.free.fr

6. hery ( 16/11/2003 10:02)
Hitako tsara ilay izy...

Azo andramana amin'ny site serasera manaraka.

http://vetso.free.fr
7. six ( 03/03/2004 17:13)
mena koa anie mety e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1114