Politika

Hevitra mandeha : Dia mbola mitohy ihany ny lainga eee
Isan'ny hevitra : 7

Hamaly ny hevitra

Mpandefa : Noue [ Valio ] 13-02-2009 14:25:09
Lohateny : Dia mbola mitohy ihany ny lainga eee
mba diniho kely anie ity eee!!

14:00 - L’Ambassade de France démenti les propos d’Andry TGV tenus sur la place du 13 Mai hier. Celui-ci avait déclaré que durant les entretiens d’hier, Mr Joyandet l’aurait salué en utilisant le terme de “Mr le Président”.
Miverina ery ambony
1. Mpandefa : tarzand [ Valio ] 13-02-2009 14:33:21
Lohateny : Re : Dia mbola mitohy ihany ny lainga eee
tokony nitohy kely hoe : Monsieur le Président du quartier 13 Mai
Miverina ery ambony
2. Mpandefa : zama91 [ Valio ] 13-02-2009 14:50:29
Lohateny : Re : Dia mbola mitohy ihany ny lainga eee
AZA ADINO FA METY HO FANESOANA AZY IZANY
Miverina ery ambony
3. Mpandefa : salopard [ Valio ] 13-02-2009 15:10:14
Lohateny : Re : Dia mbola mitohy ihany ny lainga eee
et ça ce n'est pas de la merde ?
RAVALO n'est pas un MYTHO ?

Jereo eto
Miverina ery ambony
4. Mpandefa : bozyboleta [ Valio ] 13-02-2009 15:52:31
Lohateny : Re : Dia mbola mitohy ihany ny lainga eee
Raha mba vitan'ny démenti ange tsy maninona fa misy izay tena maharikoriko mihitsy fa manimba fiainan'olona iray manontolo.
Tsy lainga ve no nahamay sy nahavoaroba ireo tranon'olona sasany?
Tsy lainga ve no nahatonga ny andian'olona nigafy ny hotely teo Antaninarenina nolazaina ho mpanafina mercenaire?
Tsy lainga ve no anendrikendrehina ny hotely iray eo @ arcade nolazaina fa manafina tireur d'élite?
Tsy lainga ve no mampitaintaina ireo olona voasoketa @ tsisy dikany toy ny Filohan'ny Fiangonana FJKM?

Efa tena tranon-dainga mihitsy ka mora mahita lainga foronina foana.
Miverina ery ambony
5. Mpandefa : xxx [ Valio ] 13-02-2009 18:26:24
Lohateny : Re : Dia mbola mitohy ihany ny lainga eee
raha neutre marina aza ny frantsay dia inona no hitonatonanany aty Mada? sa oe tsy maintsy tonga aty aloha izy hitenenany oe izahy neutre!!! matoa tonga aty dia misy dikany eo fa tsy mibadrabadra oe neutre !neutre!
Miverina ery ambony
6. Mpandefa : terrywui [ Valio ] 21-10-2009 18:49:10
Lohateny : Re : Dia mbola mitohy ihany ny lainga eee
slt Noue ! tena efa nalaelo be anlah mitsy alou za fa lainga lainga e! aiza ve letsy ry noue de tsy mb hita mitsy elah , fa aona e! faly mitsy ah zao mahita anlah ! ka innn no tianlah ataoko amalah ry Noue ?
Miverina ery ambony
Hamaly ny hevitra