You are here: home

Hanoratra

Misy fanontaniana tianao hapetraka? Misy traikefa tianao hozaraina? Misy tsetsatsetsa tsy aritra na eritreritra mandalo? Eto amin'ny Dinika Serasera.org no izarao azy. Tsindrio ny bokotra eto ambany.

Lahatsoratra vao tonga

rhaj0: Tena tsy mety azoko mihintsy ho'a
Tena mbo tsy mety azoko mihintsy ho'a hoe, fa maninona nareo efa olondehibe ao io, ohatra ry Gasy1zay sy RBNIR, mba efa secure @ fi(s)ainana ihany, ne... Tohiny>>

tibao: Anaram-bolana
Miarahaba antsika rehetra, Inona ny fanoratra amin'ny anaran'ny volana: [list] [*]Jiona sa Jona [*]Avrily sa Aprily [*]May sa Mey [*]Marsa sa Martsa ... Tohiny>>

charminggirl5: Critique sur le visa schengen à Mada et en Afrique en général!
Salama daholo, Hi All, My name is Cecilia, I am Malagasy who is studying in New Zealand! I have always refused to study in France for so MANY reaso... Tohiny>>

charminggirl5: Voilà pourquoi nous avons tous opté pour un pays anglophone !!!! MES CRITIQUES sur certaines chancelleries!
Miarahaba antsika malagasy rehetra! Ho antsika Malagasy no nanoratako an'ireto Blog ireto voalohany indrindra, fa koa, ho an'ireo vahiny sasany izay ... Tohiny>>

charminggirl5: Miarahaba antsika malagasy rehetra! Ho antsika Ma...
Miarahaba antsika malagasy rehetra! Ho antsika Malagasy no nanoratako an'ireto Blog ireto voalohany indrindra, fa koa, ho an'ireo vahiny sasany izay ... Tohiny>>

tianaharisoa: Permis de conduire
Miarahaba antsika rehetra indray ary misaotra sahady Mipetraka aty Guadeloupe aho . Tsy hita fa very tany Mada ny permis ko tamin andro nialako tan... Tohiny>>

jojomi: devis trano
efa misy calcul de base oe otrinona ny m2 ra ohatra ka hanao dalle d fer 10 sy 12 no ampiasaina?... Tohiny>>

charminggirl5: Voilà pourquoi nous avons tous opté pour un pays anglophone !!!! MES CRITIQUES sur certaines chancelleries!
Miarahaba antsika malagasy rehetra! Ho antsika Malagasy no nanoratako an'ireto Blog ireto voalohany indrindra, fa koa, ho an'ireo vahiny sasany izay ... Tohiny>>

jaspyfanoela: Misy nana kely mivoaka ny maha lehilahy
Salama tompoko !! Mba mila torohevitra sy fanampiana avy aminareo. Izaho dia 2 andro Zay no nisy nana kely mivoaka ny maha lehilahy ahy, talohan'io d... Tohiny>>

harisoa32: Mangataka torohevitra @ toeram-pisakafoanana eto Tana
Salama daholo, ny tenako moa vahiny eto Tana ka tia haonontany hoe aiza no misy toeram-pisakafoanana madio nefa tsy dia lafo azo ihinanana an'ireto sa... Tohiny>>

Timoty2009: TARA LOATRA
Dada a,tara loatra ianao Fa i Neny efa nandao Noho ireny ditranao Herinandro lasa izay No lasa mamanay Nandao anay tsy satry Nalevina fa maty Nalefana... Tohiny>>

charminggirl5: J'ai choisi de partir dans un pays anglophone pour étudier et je ne le regrette pas
Miarahaba antsika malagasy rehetra! Ho antsika Malagasy no nanoratako an'ireto Blog ireto voalohany indrindra, fa koa, ho an'ireo vahiny sasany izay ... Tohiny>>

RUZ9: KOLIKOLY TSY MIOLAKA
Tratry taona e, Matotra hatrany ny resak'i RUZ9 teto. Dia andraso aho aloha hivavaka kely, Andriamanitra ô, tsindrony ny fantsika mahamay be in-22 ny... Tohiny>>

RUZ9: KOLOKOLY REVOLISIONERA
Arahaba tratry ny taona e, Matotra hatrany ny resak'i RUZ9 teto. Mba mitsikitsiky koa nefa indraindray e, Tsindrio ny rohy : [url=http://cyrius.unblog... Tohiny>>

saho: Taona 2020
Mirary taona 2020 fandinihina sy fitsinjovana ny MG tsirairay Antsika jiaby MG Antsika akora baibay iray vohitra Diniho ny ho avin ny mpianatra un... Tohiny>>

harisoa32: Si vous cherchez un autre chemin pour les études ou les soins à l'étranger
Bjr daholo ry havana rehetra, Tsara ho fantatrao raha maniry hianatra any ivelany ianao. Misy infos maro2 mikasikan'ny voyages, pays d'études samiha... Tohiny>>

charminggirl5: Ce pays que bcp de Malagasy envient et qui pourtant, devient de moins en moins parfait chaque jour...
Miarahaba antsika malagasy rehetra! Ho antsika Malagasy no nanoratako an'ireto Blog ireto voalohany indrindra, fa koa, ho an'ireo vahiny sasany izay ... Tohiny>>

harisoa32: Une alternative à faire la queue pour un visa - voyez ces blogs si cela peut vous sauver!
Bjr daholo ry havana rehetra, Tsara ho fantatrao raha maniry hianatra any ivelany ianao. Misy infos maro2 mikasikan'ny voyages, pays d'études samiha... Tohiny>>

harisoa32: Analyse sur les administrations malgaches
Imaginez que nos Administrations soient améliorées comme l’avait suggéré ce concitoyen Malgache au Président… LIRE LA SUITE EN CLIQUANT (ou ... Tohiny>>

harisoa32: Alternatives @ resaka fitsaboana sy fianarana any ivelany
Bjr daholo ry havana rehetra, Tsara ho fantatrao raha maniry hianatra any ivelany ianao. Misy infos maro2 mikasikan'ny voyages, pays d'études samiha... Tohiny>>