Lisitry ny sokajy
Fandraisana
Tonga soa eto amin'ny forum.serasera.org izay toerana hiadian-kevitra sy hametrahana fanontaniana. Raha hijery ny mombamomba anao dia tsindrio eto. Raha hanoratra kosa dia mandehana eto.
Lohahevitra niova
hery
14 andro lasa
Nanomboka ny faramparan'ny taona 2023 dia mandalo fanavaozana daholo indray ny takelaky ny [b]serasera.org[/b]. Efa nanomboka hatramin'ny [url=https://login.serasera.org]Vavahady fidirana[/url] izany,...
tohiny
hery
15 andro lasa
Araka ny efa nampanantenaiko herinandro vitsivitsy izay dia hanomboka hanao fifaninanana tononkalo isika eto amin'ny Serasera.org
Fifaninanana voalohany ity fa ny manetsa be mbola ho avy. Koa toa i...
tohiny
Rafalimamitina
30/01/2024 09:56
Miarahaba ny rehetra! Sao mba misy afaka manoro ahy ato ny fomba fananganana lafaoro fanotrehana akondro ato?
Ny refiny,velarany ,ny endriny ary ireo singa mandrafitra azy?...
tohiny
Tanteliharisoa
06/01/2024 18:27
Salama daholo tompoko!ndao mb hifampizara izay traikefa sy fahaizany @ resak solfa isika@ alalan'ny fanontaniana ohatra.Ny ahy zao ny ts mazava amiko le we 6/8 ,9/12...
tohiny
badboy
21/11/2023 15:20
Inona no fanafody lohalika mahasitrana?...
tohiny
KAVINAH
18/11/2023 16:04
Je m'appelle Kavinah, j'ai 24 ans et je cherche un homme qui puisse m'épouser, merci...
tohiny
Azrael666
19/10/2023 09:25
Tsy azoko mihitsy io hoe "aleo ny olana politika hitadiavana vahaolana politika" io!
Amiko dia ny Lalana no mifehy ny zavatra rehetra matoa misy ny Lalana velona (Droit positif) sy ny Lalan'ny Natior...
tohiny
Azrael666
13/10/2023 19:18
Fanjakan'i Baroa: izay no misy eto Madagasikara amin'izao taona 2023 izao!
Nandritra ny fitondrana Rajoelina dia nahay voambolana sampona maro ny Malagasy: krizy, manara-penitra, varira, operation ap...
tohiny
Azrael666
11/10/2023 21:36
Cedric ilay any amin'ny sary miaina dia zazalahy tahatahaka izao:
- Kamo mianatra, ary saika aotra na zero hatrany ny bulletin-ny ka afeniny, ary bedin'ny dadany hatrany izy noho izany
- Kely veta: ...
tohiny
Azrael666
11/10/2023 21:24
Dia tena mahagaga ahy ny fiainana ara-politika eto Madagasikara eto!
Efa declaration gidragidra ireny dia tsy misy reaction na dia faran'izay kely sy bitika aza ny Tafika sy ny HCC! Tsisy enquete, ts...
tohiny
Lahatsoratra vao tonga
TononkaloNM
6 andro lasa
hery
14 andro lasa
hery
15 andro lasa
steverakoto
06/02/2024 06:26
Rafalimamitina
30/01/2024 09:56
Tanteliharisoa
06/01/2024 18:27
Djess
02/01/2024 15:14
setrakwely
10/12/2023 11:10
tefipopman
04/12/2023 13:25
joarson2011
23/11/2023 11:44