Politika
Hevitra mandeha : Manandafy praiministra lefitra!Isan'ny hevitra : 7
Hamaly ny hevitra
Lohateny : Manandafy praiministra lefitra!
Manandafy Rakotonirina hoe no atolotry ny fironana Ravalomanana ho praiministra! dia mety tsara kokoa raha Ra Charles lay nisambotra azy iny no atolotra ho minisitry ny fiarovana !hihihihihiih
Manandafy efa antitra tsy mety mamela seza ihany ! tsssssssssssssssssssssssssss
Lohateny : Re : Manandafy praiministra lefitra!
zay le izy e,resaka fizarana seza fotsiny io sy fanalana fahefana @ lavanify fa de ravalo sy deba ihany izay tafiaraka izao aloha no hitana ny remote control any lavitra hanomanana ny fifidianana,efa CSR taona marob t@ androny deba manko i Manandafy nitarika ny 13/05/72,ary tanankavany ravalo ihany ko(olo be taona fotsiny fa tsy RAR oz le namana 1 teto izay ...)
2. Mpandefa : ndotofetsy [ Valio ]
10-11-2009 21:14:22
Lohateny : Re : Manandafy praiministra lefitra!
Jereo eto
Lohateny : Re : Manandafy praiministra lefitra!
eto madagasikara ihany wa leas gars!! eto madagasikara ihany
Lohateny : Re : Manandafy praiministra lefitra!
fa aiza indray io??
Lohateny : Re : Manandafy praiministra lefitra!
Hoy i ndotofetsy:
grave ihany ty firenentsika ty an!! @ teny vahiny ny intervue nefa dia gasy samy gasy no mijery an'io!
Lohateny : Re : Manandafy praiministra lefitra!
tena mandreraka mihintsy io fisainana io ry hary be an,
