Eritreritra mandalo

Hevitra mandeha : diego
Isan'ny hevitra : 11

Hamaly ny hevitra

Mpandefa : Mirananirina [ Valio ] 10-11-2009 20:10:38
Lohateny : diego
Lasa ny saiko mandinika ity anara-tanàna .
Madagascar=Madagasikara mety tsara
tananarive=Antananarivo,mbola mety
Tuléar=Toliara mety tsara koa.
Fianarantsoa= izay ihany ve sa misy fiantsona hafa.
Majunga=Mahajanga mety tsara koa.
Diégo-suarez=Antsiranana (anarana samy hafa be)
Tamatave=Toamasina ????,
Miverina ery ambony
1. Mpandefa : Ratoa [ Valio ] 10-11-2009 23:39:48
Lohateny : Re : diego
Voalaza teo :
Diégo-suarez
anarana conquérant io fa tsy anaran-tany malagasy.
Voalaza teo :
Tamatave=
toraky izany koa
Voalaza teo :
Majunga
Môjanga aza no iantson'ny antitra azy!
Miverina ery ambony
2. Mpandefa : sitlo [ Valio ] 11-11-2009 05:49:43
Lohateny : Re : diego
Fa angaha moa tsy manga ilay diego? :/
Miverina ery ambony
3. Mpandefa : sitlo [ Valio ] 11-11-2009 05:51:14
Lohateny : Re : diego
Dia ilay tamatave hoe tananan'ny olona matave
Miverina ery ambony
4. Mpandefa : sitlo [ Valio ] 11-11-2009 05:54:27
Lohateny : Re : diego
Fianaratsoa tsy dia raharahin'ny olona. Asa re fa na izaho koa aza tsy dia miraharaha.
Miverina ery ambony
5. Mpandefa : sitlo [ Valio ] 11-11-2009 05:58:47
Lohateny : Re : diego
Toliara tokony antsoina hoe Patate Douce fa satria miondana bageda be. Fa tsy azo afohezina. http://serasera.org/smileys/sml3.gif
Miverina ery ambony
6. Mpandefa : sitlo [ Valio ] 11-11-2009 06:03:18
Lohateny : Re : diego
Dia ilay Mahajanga indray mody novaina hoe mahasitrana nefa hita fa ny avy any angamba no sexy indrindra ny sipa. Zohio ange ny tantaran'i Ombalahibemaso e. Tsy tana ny lambany.
Miverina ery ambony
7. Mpandefa : sitlo [ Valio ] 11-11-2009 06:07:21
Lohateny : Re : diego
Fa Antananarivo angamba no fopla indrindra fa mamovoka be. Tokony afindra any Mahajanga ny renivohitra mba ho lasa Californie kely.
Miverina ery ambony
8. Mpandefa : mmmhh [ Valio ] 11-11-2009 11:45:53
Lohateny : Re : diego
Le anaran-tananan-tsika ny ankamaroany tena gasy navadika ho Frantsay fotsiny,
Madagasikara = Madagascar
Toliara = Tulear (tsy haiko ny dikany fa misy dikany io izay fa tsy tadidiko)
Antananarivo = Tananarive (tananan'i Arivo = ville des milles)

Mahajanga = majunga (Misy dikany roa
1) Mahajanga = Mahasitrana
2) Majunga = ville des Fleurs (teny arabo angambany)

Diego Suarez = anaran'ireo tantsabo roa nahita an'ilay Tanana voalohany
- Diego Diaz sy Fernand Suarez ==> Diego - Suarez (hihihi mahatadidy lesona t@ 7eme ihany kay zah)
Mety sarotra angamba ny managasy an'izany anaran'olona izany de namorona ny gasy hoe atao Antsiranana, inona tkou ny dikan'izany?

Tamatave = Avy @ hoe Tanana Matavy (taloha tao Tamatave no mividy omby reefa te hahazo omby matavy) ; nafohezina hoe Tamatavy ==> Tamatave
Toamasina = Toa masina !! (Mpanjaka Ratsimilaho angamba izy izay (tsy tadidiko) nisotro ranomasina dia niloha-bava an'io, dia Lasa Toamasina.
Kamo hikaroka angamba zareo fa de natao fotsiny hoe Toamasina = teny gasy; Tamatave = Vazaha,

Fianarantsoa moa zany dia Fianarantsoa
Miverina ery ambony
9. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 11-11-2009 17:43:01
Lohateny : Re : diego
Voalaza teo :
Tamatave = Avy @ hoe Tanana Matavy (taloha tao Tamatave no mividy omby reefa te hahazo omby matavy)

nga moa tsy hoe nony tonga nampandry tany ry Benyovski t@ andron-Dramaromanompo de nanao mody maty ny olona tao de ho'zy le kapiteny nanontany an'ity Jiolahintsambo hoe hoe "Toa maty aby" lasa hoe Tamatavy?
ts'haiko aloha e
Miverina ery ambony
10. Mpandefa : Papoose [ Valio ] 12-11-2009 02:55:48
Lohateny : Re : diego
Hoy i sitlo:

Fa Antananarivo angamba no fopla indrindra fa mamovoka be. Tokony afindra any Mahajanga ny renivohitra mba ho lasa Californie kely.



tonga dia afaka asiana moliwood dia vao maika mifanitsa-kitro ny tourists
Miverina ery ambony
Hamaly ny hevitra