Politika

Hevitra mandeha : dia aza mba mpamadika ihany
Isan'ny hevitra : 7

Hamaly ny hevitra

Mpandefa : vitamatavy [ Valio ] 10-11-2009 19:02:20
Lohateny : dia aza mba mpamadika ihany
i alain andriamiseza,syllah,rajemison sy ireo deputes tim nivadika dia tsy hita place intsony atsy ho atsy,ho lasa en chomage tsy fidiny ,mafy ihany rehefa tendakanina loatra e ,izao vita matavy nefa tsy nahazo firy akory ,
Miverina ery ambony
1. Mpandefa : Tirah [ Valio ] 10-11-2009 20:10:23
Lohateny : Manandafy praiministra
Manandafy Rakotonirina hoe no atolotry ny fironana Ravalomanana ho praiministra! dia mety tsara kokoa raha Ra Charles lay nisambotra azy iny no atolotra ho minisitry ny fiarovana !hihihihihiih
Manandafy efa antitra tsy mety mamela seza ihany ! tsssssssssssssssssssssssssss
Miverina ery ambony
2. Mpandefa : ndotofetsy [ Valio ] 10-11-2009 21:20:57
Lohateny : Re : dia aza mba mpamadika ihany
Jereo eto
Miverina ery ambony
3. Mpandefa : ndotofetsy [ Valio ] 10-11-2009 21:26:16
Lohateny : Re : dia aza mba mpamadika ihany
Jereo eto
Miverina ery ambony
4. Mpandefa : Papoose [ Valio ] 10-11-2009 21:54:47
Lohateny : Re : dia aza mba mpamadika ihany
aleo mba ho voazarazara anjakana!!!
Miverina ery ambony
5. Mpandefa : fijo [ Valio ] 10-11-2009 22:48:28
Lohateny : Re : dia aza mba mpamadika ihany
ka izay rehefa tsy misaina ko
Miverina ery ambony
6. Mpandefa : xxx [ Valio ] 10-11-2009 23:05:53
Lohateny : Re : dia aza mba mpamadika ihany
hivernina hanjono eny @ ranon'ny masay i alain kely rehefa very seza
Miverina ery ambony
Hamaly ny hevitra