Politika

Hevitra mandeha : NY FANONGANAM-PANJAKANA NO NANDRESY
Isan'ny hevitra : 2

Hamaly ny hevitra

Mpandefa : a256011 [ Valio ] 10-11-2009 17:41:25
Lohateny : NY FANONGANAM-PANJAKANA NO NANDRESY
Hiadana amin’izay izany isika izao satria :
Efa resy tanteraka iny RAVALO.
Efa maty daholo ny ORINASA izay niseho nilay t@ fitondran-dra8.
Tsy an’asa daholo ny mpomba an-dRa8
Omby @ izay izao ny tany mamin-tsika.
Nitombo isa ry zareo mpanao afera
De mba nitombo isa ry zareo 4’mi
Ny eo anelanelany matahotra ny hidina, ka dia manampy isa ireo JIOLAHY.
Mitombo daholo ny zava-drehetra, fa ny lanjan’ilay vola mitotongana izay tsy izy.
An’iza ny hadisoana ? Samy hanamarina ny azy avokoa isika rehetra, koa aleo mangina.

Aoka tsy hisy hanenina t@ izay safidiny, fa aoka samy hikaroka ny fomba hamelomany ny tenany sy ny ankohonany. F’izay mahatsiaro tena ho noana aza misasatra, fa aleo izy ireo mba hanongana izay TSY TIANY.

HO ELA VELONA NY FANONGANAM-PANJAKANA !
Miverina ery ambony
1. Mpandefa : xxx [ Valio ] 10-11-2009 19:58:41
Lohateny : Re : NY FANONGANAM-PANJAKANA NO NANDRESY
tsy taitra elà oct 2010 1ér tour d vita indray é!!
Miverina ery ambony
Hamaly ny hevitra