Politika
Hevitra mandeha : ny gasy anie tsy velona raha tsy misy fanampianaIsan'ny hevitra : 4
Hamaly ny hevitra
Lohateny : ny gasy anie tsy velona raha tsy misy fanampiana
etsy sy eroa e, efa io na nahafaty azy dia mbola misiska ao ihany ry zareo, beeeuuurrrkkk::,,ny fandrosoana dia ny fitoviana amin'ny vazaha na amin'ny lafiny inona io na amin'ny lafiny inona, na fijery , na fiteny, na ara bola, na fiakanjo , na fisainana, ..............
Lohateny : Re : ny gasy anie tsy velona raha tsy misy fanampiana
leuleu
Lohateny : Re : ny gasy anie tsy velona raha tsy misy fanampiana
any izany le aza,
Lohateny : Re : ny gasy anie tsy velona raha tsy misy fanampiana
ny gasy sasany less sahala @ basin' ariary fito a, tsy tin'i mpanana moa tsy takatry ny mahatra..fa isika gasy mahay sady mahay mitsikaraka
