Fitiavana

Hevitra mandeha : vaky ny lohako
Isan'ny hevitra : 8

Hamaly ny hevitra

Mpandefa : kwit [ Valio ] 10-11-2009 12:11:21
Lohateny : vaky ny lohako
ahona kay ny fakana hira audio na clip video ao anty ordi (internet) de afindra amin'ny phone ?
Sao misy mahay azafady (raha telechargena de otrini aona ?)
Miverina ery ambony
1. Mpandefa : mmmhh [ Valio ] 10-11-2009 12:42:42
Lohateny : Re : vaky ny lohako
za koa tsy mahay
Miverina ery ambony
2. Mpandefa : sitlo [ Valio ] 10-11-2009 18:24:06
Lohateny : Re : vaky ny lohako
Fitiavana daholo izany
Fitiavana hira
Miverina ery ambony
3. Mpandefa : Papoose [ Valio ] 10-11-2009 21:00:46
Lohateny : Re : vaky ny lohako
marina zany sitlo
Miverina ery ambony
4. Mpandefa : MAZUMI [ Valio ] 03-12-2009 10:34:55
Lohateny : Re : vaky ny lohako
(imesh) io tapez anaty google de telechargeo misafidiana hira zay tinao elaela fa miandry enao arakaraka ny connexion ok
Miverina ery ambony
5. Mpandefa : Papoose [ Valio ] 03-12-2009 20:06:59
Lohateny : Re : vaky ny lohako
huh??
Miverina ery ambony
6. Mpandefa : lohataona [ Valio ] 03-12-2009 20:46:48
Lohateny : Re : vaky ny lohako
fitiavanao ve io??? on sedemande,???? fitiavana inn ordi ve sa tena vaky ny cervelle???
Miverina ery ambony
7. Mpandefa : arialy [ Valio ] 04-12-2009 09:53:50
Lohateny : Re : vaky ny lohako
nisy voafitaka ny titre ny sujet am fitiavana ndray ny sasany!
Miverina ery ambony
Hamaly ny hevitra