Fahasalamana
Hevitra mandeha : Mila hevitraIsan'ny hevitra : 8
Hamaly ny hevitra
Lohateny : Mila hevitra
Manahona nareo?!!!!!za ry r'reto mba toroy hevitra fa tiko hihena ny kiboko a!!!! vao avy niteraka za de efa nanao gaine fona fa tsy misy fihovana mitsy, nefa manimba be ny vatako lay be kibo. Miandry valiny mahafa-po avy aminareo.
Lohateny : Re : Mila hevitra
Bjr aza ajanona mihintsy ny gain fa tohizo foana dia maova sport rehefa afaka manao sport enao, dia aza misotro zavatra misy Gasok
Lohateny : Re : Mila hevitra
mi interessé anà zany resaka zany, mihena kilao koa ane de efa lasa ny kibo e, za toa tsy ni gain zany fa nihafisaka mora teo iany klé
Lohateny : Re : Mila hevitra
Arakaraky ny toe-batan' tsirairay io, ary arakaraky ny taranaka koa ( ny reny jereo), misy ny sasany na tsy manao n'inoninona aza de mihena hoazy ny kibo,
araka ny voalazan'i jarifa teo de tohizo ihany ny gaine de manao sport indrindra abdôminô, de mihinà na sakafo ara-pahasalamana tsy matavy
aza kivy fa mahereza e
Lohateny : Re : Mila hevitra
Tsy haiko aloha raha misy any Dago fa aty @nay mis pub na sport maro be sy ireny fanenana kibo fanalana ride @ vatana retraretra ireny dia misy ohatrany vibreur izay zao aty atao @ fehy, na kibo dia na manao rahara aza ianao dia apetaka foana izy fa tena mihena mihintsy, ny anarany aloha tsy dia haiko fa izy ohatrany gaine ihany fa mivibre
Lohateny : Re : Mila hevitra
zao koa aloa é, ny réeducation ny périnée any am sage femme toa atao 1mois 1/2 na 2mois après ny accouchement anefa alohan'io tsy mahazo manao abdos na inona fa mapisy incontinence ony aoriana kely, izay no nolazaina ahy ary torohevitra narahiko.fa après ny réeducation io de azo atao daolo amzay ny gym.
soa fa ny kiboko aloha mihena miaraka am kilao miandalana e . mazotoa é
6. Mpandefa : kotobekibo [ Valio ]
28-11-2009 14:22:00
Lohateny : Re : Mila hevitra
Manaova sport d misotroa rano betsaka .Fonosy @ papier film ny kibo ref @ alina alohan'ny hatory .
Lohateny : Re : Mila hevitra
tsy manena kibo zany ny gaine fa manery kibo fotsiny. Taova tokony hiverina tsimora² @ toerana no fepehezina tsy hietsika ... ié, afaran'ny rééducation du périnée vao mahazo mahazo manao zao raha aby aby hampanenana kibo izao. na hakelezina ohatra ny inona aza ny kibo nefa ireo muscles ary ambany "mitazona" ny organes tsy ao tsara dia manao² foana. Tsy resaka fisorohana incontinence urinaire any aoriana fotsiny no hanaovana an'io.
Manao la marche dia rehefa mandeha iny dia ampidirina ny kibo. Milomano sy ny sisa e, rehefa mampiasa vatana fotsiny.
